O ry akama a mba jereo kely anie ndray mitopy fotsiny ity ....
1. andrywui
(
18/10/2011 14:36)
habibiana nataon'i dada tam 2002 ry vahoaka malagasy a
nampandoalihana ny malagasy rahonana amin'ny basy !! henoy tsara le komantera fa ozy oe ny basy no miteny ozizy nanaovandravalomanana ny vahoaka !! en plus napoapoakany daholo zao fananampanjakana rehetra zao !! mampalaelo ity gasy efa trotraky ny hanoanana mbola nampandoalehana sy tondroina basy tifirina ampihorohoroina

novalian'i andrywui ny 24/10/2011 21:35
2. andrywui
(
18/10/2011 14:37)
pira lavitra nohon'ny tam tgv zao ity asandahalo nataon'i dada itony fa odiana tsy hita e ririnindasa tsy tsaroana ve ka hosasa , hosana ihany izy ty ry Hery aaaaaa
3. andrywui
(
18/10/2011 14:38)
pira lavitra nohon'ny tam tgv zao ity asandahalo nataon'i dada itony fa odiana tsy hita e ririnindasa tsy tsaroana ve ka hosana , hosana ihany izy ty ry Hery aaaaaa
4. andrywui
(
18/10/2011 14:40)
sao de mbola nisy vao teraka manko na mbola zaza ka taminireo fotoana ireo izy na ny loha maleminy aza mbola tsy nikatona akory ka aleo de ampahitana anireto zaza ato ireto ny habibian'i dada !! raha mbola mitady hafa de azo alefa iany oooo
7. bazylou
(
18/10/2011 20:33)
fa nahoana kosa no lazainareo fa makovisy izy ?? avelao ny olona malagasy rehetra hikaza nyheviny eee!! aza tery saina fa angaha rah atsy le8 dia hoe afenina sy odina tsy hita ireny ??
beurrrk
8. ronaldo09
(
19/10/2011 05:52)
Mankovisy hono satria milaza ny marina !!!Disoy ny teniny raha diso ary omeo ny porofo!!!fa matoa nareo kepoka tsy mahateny dia tsy iadian-kevitra fa marina ny lazainy!!!!
9. locl
(
20/10/2011 10:55)
Porofoy marina hoe iza no naniraka ireny Miaramila ireny nitifitra. Fa raha ohatra ialahy tsy misy fika hanaovana ady hevitra hafa dia MANKOVISY. Izay foana manko no fahavoazana, raha vao mahatsapa hoe mitady hoe resy aminy foto-kevitra dia mandrangaranga zavatra tsy mari-pototra......eny ho avy eo izy dia ho hita marina hoe iza no nampamono e
10. andrywui
(
24/10/2011 21:32)
locl a ,misa a tsy zah ane zalah no namorona anio fa nampita fotsiny ah ka mankovisy aona ary ty zah kle ??
- naita anle vaovao ah azonlisany efa somary elaela iany mo izy io satria efa folo taona tany oany nefa kosa tsy tokony ho adino satri nisy izany ary asatanan'i dada izay atsoina hody lava io izao video zao ka aza mitapimaso otran sovaly zalah fa mba tonga saina amzay fa tsy gogole lava zao a lisany koa de atelina fotsiny de lany !!! zay anie no ataoko amlisany mpiondana ireo matetika oe io loha io oa mba ampiasao fa tsy natao itoeran'ny satroka fotsiny

11. andrywui
(
24/10/2011 21:35)
itanlisany porofo iray ny fahamarinanio ?? i sefo hery zao tsary sah midikiditra mamaly anio eo satri maranitra be iny de kobony oe marina io de aleony mipitsa any fona klo