famafana hafatra

1. abdulah
(
20/10/2011 14:25)
Raha ohatra ka misy hafatra tiana ho fafana @ ity serasera ity dia ahoana no tokony hatao
novalian'i bellla ny 04/11/2011 18:50

2. hery
(
20/10/2011 15:24)
Teneno amiko na amin'ny mpandrindra fotsiny hoe aiza ny hafatra hofafaina dia inona ny antony.

3. abdulah
(
20/10/2011 15:38)
ilay hafatra napetrako eo io no tiako ho fafana ,ilay hoe mitady tovovavy matotra io.Ny antony dia ireo tsikera anakiroa ataony namana eo ambony ka mandreraka be ilay izy dia aleo fafana sao dia manahirana ny hafa. Merci

4. zokieva
(
21/10/2011 07:40)
Aza fafana izany fa ts inona ary ity fa izaho mitsodrano anao mba hahita ny vady sahaza e!
mirary soa!
mirary soa!

5. bellla
(
04/11/2011 18:50)
Mifona ky abdula ra nahateztra anao le teniko io a.
aza fafana fa mety misy iany nge ny interesse amin`io fa saingy menatra e.
Conseil-ko kely an, asio adres mail na num phone hifandraisanareo fa menatra le sipa ny hiteny hoe ity ah.
zay
mrary sou ky a.