mahagaga ana i Alain, fa ny anazy no tokony ho jerena haingana hoy izy ireo gadra politika fa mijaly ny vady aman-janany, fa ny vahoaka madinika aminy izany tsy misy dikany aminy ireo izay tsy misakafo, tsy anasa sns...sa izay ilay politika? ny ambony ihany no ambony,mbola ho avy ny anjaranareo mpanao politika fa miandrasa,
na tsy mamono mivatana ange nareo dia efa mamono ny vahoaka akolaké,MBOLA HO AVY
Ny mahagaga ahy eto dia ny ady varotry Hasina Andriamanjato, fa tokony afaka manolotra koa ireo miaraka sy manohana ny fitondrana FAT. Fantatrareo ve ny antony?