tsle goonaa

1. bazylou ( 04/11/2011 22:43)
jerenareo ary e, i deba tsy nanaiky ny fay mideroute nefa ny arema misiska be nyhaka minisitera.
tadiavo ny diso.

beuurrrk
novalian'i nilex ny 07/11/2011 13:15
2. nilex ( 07/11/2011 11:47)
Ny mahagaga dia izao ,ny AREMA dia an'i deba izy no nanorina an'io ka ny olona tsy mifanaraka aminy dia tsy tokony hanonona ny anarana AREMA intsony fa manangana zavatra hafa.Satria izy no mandidy sy manapaka ao.
Tsy ny AREMA ihany io fa ny TIM koa dia misy an'io.
Ireny olona ireny mantsy te handeha amin'ny lalan-kafa nefa tsy misy valeur loatra ka matahotra dia aleo ihany tazomina ilay hoe AREMA na dia efa any ivelany aza.
tsy ho fantatry ny olona akory mantsy izy ireny raha toa ka miova anarana hafa .Tena faible nge ny mpanao politika gasy sasany e,tena maivana be fa be fitetika fotsiny
3. locl ( 07/11/2011 12:51)
Ny TIM lazaina eto dia tsy iza fa izay mandray sy manantanteraka ny baiko any aminy Rav8 ihany, ny sisa dia mpiasandoka anarana fotsiny ka rehefa miteny hoe AREMA hianao dia izay manantanteraka ny baiko Radidy izany no tenenina
4. nilex ( 07/11/2011 13:15)
Fa ireo TIM sy AREMA sandoka ange no tena milalao baolina eo ambony kianja fa tsy ilay tena izy ka izay no mahatonga ireo ho resahina.Na lazaina ampahibemaso aza fa tsy izy ireo dia mbola manamari-tena ihany ry zareo .Izany hoe ry zareo no milaza fa tena izy .Maninona anefa raha manova anarana jerena e raha hisy mpihaino e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1679