VAOVAO DU 20 OCT 2011

1. rijadolly ( 21/10/2011 02:47)

http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-20-oktobra-2011-5661627

http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-20-octobre-2011-5661298
novalian'i rijadolly ny 26/10/2011 02:37
2. rijadolly ( 23/10/2011 17:28)
VAOVAO 21 AOUT 2011 dia jereo eto

INVITE DU ZOMA RABETSITONTA Tovonanahary koa Jereo eto

VAVAO 22 AOUT 2011 DIA MBOLA AZO JERENA ETO
3. rijadolly ( 25/10/2011 02:37)

VAOVAO 24 OCT 2011JEREO ETO
4. rijadolly ( 25/10/2011 03:14)
LOGIQUE KOSA RAHA TSY MANAO FANAMBARAM-PANANA NY 1er MINISTRE NY HAT SATRIA........

Avoahy ny hevitry ny tsirairay eo amin'lafin'ny

- Bianco: tsy misy valeurany ve sa tsy afaka mametraka ny asany eo anivon'ny olon'ny HAT?????????
- Tena nangarahara tanteraka ve ny fitondrana tao na hoe araky ny filohan'ny HAT tanteraka ny ministera rehetra?
- Niheritreritra ny Bianco ho tsy nisy intsony ve ny HAT tao aoriany nahazoany fitondrana.
5. rijadolly ( 25/10/2011 04:31)
- Sa ny HAT mihitsy no tsy ara-dalana hatramin'izay nisiny?

Fanotaniana manitikitika ahy ty Mbola HAT na FAT ihany ve no anarana entin'ny fitondrana tetezamita aty aoriana io?
6. rijadolly ( 26/10/2011 02:37)
VAOVAO 25 OCT 2011 JEREO ETO

JOURNAL DU 25 OCT 2011 JEREO ETO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416