sangisangy zary tena

1. sitlo ( 23/10/2011 01:57)
Maazo manao zandarma ny vehivavy malagasy amin'izao.

Dia hisy lehilahy izany ao amin'ny FIVAZA (Fikambanan'ny Vadin'ny Zandary)
novalian'i rijadolly ny 26/10/2011 17:16
2. rijadolly ( 26/10/2011 17:16)
Lalina koa anie izany fandalinan' Sitlo izany e! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.208