Nisy test natao hono tao @toby fitsaboana adala iray!nasian'ireo Dokotera sarina varavarana ary ny rindrina dia natao tao amin'io efitra io daholo ny mpanao test:
Kanjo inona??????????? nidofotra teo daholo ireo ny lohan'ireo adala satria tena noheverin'izy ireo ho varavarana tokoa ary ilay sary!
Akory anefa ny hagagan'i Dokotera raha nahita anakiray t@izy ireo izay toa tena matotra sy efa noheverin'i Dokotera ho sitrana mihintsy kanjo:
Dokotera: Fa maninona ianao no nijanona fa tsy nandeha toy ireo namanao?
Adala: kah satria mbola aty amiko ange Dokotera ny lakilen'io varavarana io e! lol
May hono zany ny trano (avo io an) fitobian'ny adala:
avy hatrany dia nandray fepetra ireo manan-tsaina satria ny tao ambany no may voalohany dia samy nomena elo avy ny adala rehetra hitsambikinany avy eny ambony mba tsy hitontona loatra ka harary @tany