Olona tratrin ny aretina Fish Odor Syndrom na oe Triméthylaminurie

21. jesuisla ( 17/01/2012 18:42)
aza mampiasa produit intsony, f tsy zakan'ny hoditrao. Toy ny hoe zakany izy eo @fotoana na andro maromaro sy maharitra ampiasanao azy, saingy tsy zakany izany. Savony tsotra ampiasaina, toy ny savon nosy, savon citron, savon zakuro; rehefa mandro ianao. Ary mitsaboa tena
22. soglince ( 18/01/2012 07:10)
Manao ahoana daholo,

Azafady fahoria fa ela be za tsy afaka niditra teto. Tsy haiko raha efa nahazo info fanampiny moba ny produits Tiens ianao, fa omeko eto ihany ze azoko omena.
1- ny produits tiens araka ny efa nolazaiko de produits naturels tsy mampisy effets secondaire, fanampin-tsakafo izy no tena marina, fa manampy manitsy ny tsy fihetezana rehetra @ fiasan'ny vatana sy ny taova ao anatiny. Izay no mahatonga ny aretinao raha azoko tsara, izany hoe misy taova tsy tomombana tsara ny asany.
2- misy produits maro ao @ tiens , arakaraky ny zavatra ilaina. Marihiko fa tsy fanafody ny produits tiens fa fanapin-tsakafo. Manana savony koa izy ho an'izay olona manana aretin-koditra.
3- Tsoriko aloha fa sady misy marketing izy io no fitsaboana e. fa raha ianao ze tianao na ividy produits fotsiny na koa hoe ivarotra, na izy roa mitambatra fa sady misy tombotsoa ara-bola no fitsaboana tsy an-tery. Azavaiko anao ny andinindinina raha liana ianao mba ahafantaranao ny moba azy alohan'ny anaovanao azy. Misy formation isan'andro koa ao ho an'izay mila izany momba ny fampiasana azy sy ny asan'ny produit rehetra.

Raha liana i fahoria de omeo contact-nao, oh hoe adresse e-mail de miresaka tsara. Fa be ny mijoro vavolombelona @ fampiasana azy fa mila maka fanazavana tsara aloha.
De mirary soa Fahoria an,
23. jesuisla ( 30/01/2012 01:51)
Soso-kevitra.
Ny anaran'ilay aretina dia atao hoe poisson pourri, na fish odor cyndrome, na la triméthylaminurie.

Ho raisitsika ny trondro efa maty sy simba. Tsy afaka ny fofony na dia handrahoana aza izy. Na dia asiana karazana tongolo, sy fangaro hafa marobe. Tsy mbola afaka ihany koa ny fofony na dia atao anaty frigidaire, na congelateur az izy.
Noho zany, d betsaka ny zavatra no tsy maharesy azy.

Fa raha toa ka alevina @ tany izy, indrindra indrindra fa ny tany mena, dia ho foana avy hatrany ny fofona. Ny tany mena sy ny bozaka eo aminy dia mitsetsitra (filtrer) ny fofona rehetra.

Sarotra anefa ny mihinana tany. Fa misy kakana fihinana mbolavelona sy manta any.......Eto madagascar.

Rahapitso aho milaza lay anaran-tanana fa hadinoko
24. twoseas ( 04/03/2013 05:30)

soglince:

Manao ahoana daholo,

Azafady fahoria fa ela be za tsy afaka niditra teto. Tsy haiko raha efa nahazo info fanampiny moba ny produits Tiens ianao, fa omeko eto ihany ze azoko omena.
1- ny produits tiens araka ny efa nolazaiko de produits naturels tsy mampisy effets secondaire, fanampin-tsakafo izy no tena marina, fa manampy manitsy ny tsy fihetezana rehetra @ fiasan'ny vatana sy ny taova ao anatiny. Izay no mahatonga ny aretinao raha azoko tsara, izany hoe misy taova tsy tomombana tsara ny asany.
2- misy produits maro ao @ tiens , arakaraky ny zavatra ilaina. Marihiko fa tsy fanafody ny produits tiens fa fanapin-tsakafo. Manana savony koa izy ho an'izay olona manana aretin-koditra.
3- Tsoriko aloha fa sady misy marketing izy io no fitsaboana e. fa raha ianao ze tianao na ividy produits fotsiny na koa hoe ivarotra, na izy roa mitambatra fa sady misy tombotsoa ara-bola no fitsaboana tsy an-tery. Azavaiko anao ny andinindinina raha liana ianao mba ahafantaranao ny moba azy alohan'ny anaovanao azy. Misy formation isan'andro koa ao ho an'izay mila izany momba ny fampiasana azy sy ny asan'ny produit rehetra.

Raha liana i fahoria de omeo contact-nao, oh hoe adresse e-mail de miresaka tsara. Fa be ny mijoro vavolombelona @ fampiasana azy fa mila maka fanazavana tsara aloha.
De mirary soa Fahoria an,
25. twoseas ( 04/03/2013 06:31)
ZA koa mila fanavana bb kokoa mikasik an le tiens f ahona no ahazoak an zay
misaotr betsaka
26. trondro2 ( 14/06/2013 17:39)
Izaho koa Fahoria voan'ity FOS ity .Efa 1 volana izao, ny savon ph5 no isasako ary misotro extrait de pepin de pamplemousse aho, antibiotique naturelle io , levure de biere koa oaniko:vitamine B2 io manampy @ fandevonana ilay fofona dia eny mbola vao ao anaty kibo,poudre de canelle koa manena ny fofona.Hatramin'ny ninanako an'ireo dia kely sisa ilay fofona ary mihina androaman'alina ilay izy
27. Akashia ( 29/07/2014 11:37)
Bonsoir Fahoria sy Trodro 2, nanao aôa le FOS, efa salama ve nareo sa aôna. Za mbola vô haingana no n dahafantatra ny momba anareo.
Ity misy torohevitra:
1- Ra mbola tsy sitrana de manaova regime an'ireto sakafo ireto satria araka ny eritreritro, ra toa ka trouble-na metabolisme no antony ka mbola tsisy fanafody; ny fanazavana azy de misy organe tsy mifonctionne tsara any @vatana ka ny solution de miretablir an'ireny organe ireny @ alalan'ny sakafo naturelle ka ireto no tokony
a) Tsy hatao: Ny mihinana menaka azo avy @ soja sy voanjo, hena indrindra indrindra; ronono sy tous ce qui sont des produits laitiers, laiso sy izay mitovitovy aminy ex;choux fleurs, tongolo gasy sy oignon
b) Hatao: Mihinana voankazo ex: mandarine 5 lehibe @ hariva; ampiana lasary voatabia na karoty tsy de be vinaigre sy tsy be menaka, misotro rano eo amin'ny 1 litre latsaka eo par jour(tsy de atao be lôtra le rano fa manjary lasa indray ilay nutriment fa atao tsikelikely),
ra fintinina de mihinana vônkazo sy crudité betsaka ary ra mety de ataovy karazany maro le vônkazo hanina anatiny 1 jour.fanampin'izany de manaova lôka anana matetika ex :petsay.
2- Refa tsisy fiovana amin'izay rehetra izay de manatona Mpanompon'Andriamanitra ao amin'ny Vahao Ny Oloka(Fiangonana ao amin'ny Etablissement les Trois Frères Andrefan'Ambohijanahary) de miresaka aminy le olana fa nisy olona ôtran'nareo ko manko fa ny azy nentiny nivavaka de sitrana; voninhitra ho An'Andriamanitra irery ihany. Tsy ny Vahao Ny Oloko no manasitrana fa Andriamanitra mampiasa Ny Mpanompony izay tena miaina amin'ny fahamarinana; tena marina io lazaika io fa t@2012 sa 2013, tsy tadidiko tsara , fa tamin'izany no nisy io olona mitovy cas aminareo ro io fa izy sitrana ra vô nivavaka.Mahagaga fa za ko voan'ny cansern'ny nono fa sitrana soa amantsara za zao.Fa alohan'ny mankany nareo de mibeba sy manana finona tsara de mivavaha i.e mifandraisa amin'Andriamanitra ora 1 farafahakeliny fa ho hitanareo ny voninahiNy.
Zay fa maherez nareo .
Tsara Ny Tompo sady mahagaga ny fiasaNy; Matokia Azy
Izy no Jehovah Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiNy?
28. miandrandraFiovana ( 13/04/2015 12:11)
Miarahaba anareo rehetra,

Izay aho vao nandray anjara t@ forum malagasy ;) .

Izaho dia nijaly efa 10 taona zao. Nanomboka 10 taona aho no tratran'ny mauvaise haleine tsy voazava ary 20 taona aho zao.

Saingy nanomboka tamin'ny faha 18 taonako teo dia niampy indray ny fahavoazana. Lasa misy fofona ratsy @ vatako otran'ny hoe may hafahafa izany. Na dia avy mandro aza aho, vao afaka kelikely dia tsy afaka akory. Fofona hafa mihintsy ilay izy fa tsy fofona hatsembohana tsotra.
(...)

Tsy tantaraiko intsony ny fijaliana amin'ny fifandraisako @olona nandritra ny hatanorako iray manontolo fa dia mampieritreritra indraindray hoe izaho no mijaly indrindra. Ny tena mampalahelo ahy dia ny fiheverana tonga ao an-tsain'ny olona hoe voretra :( ...

Efa noteteziko ny internet nitadiavana vahaolana. Ny dentiste iray moa de nilaza tamiko fa 32 dents hono no entiko refa maty fa tsara be ny nifiko. Tsy any anefa ny olana fa na avy miborosy nify aza tsisy effet.

Teo ampitadiavana vahaolana t@ net iany dia tonga teo amina cas iray niresaka triméthylaminurie aho. Resy lahatra aho fa triméthylaminurie no mahavoa ana. Izao mantsy : tsy indray fa in maromaro dia tena reko ho fofo-trondro lo tokoa ilay fofona. Ary izay vao hitako oe izay kay ilay fofona heveriko fa otran'ny masison'ny main'ny andro izay. Tsy fofon'atsembohana mahazatra mihintsy izy io ary na avy mandro aza eo fona ilay izy.

Remarques momba ny triméthylaminurie :
- tsy @ tsemboka ihany fa amin'ny pipi sy ny fofon'aina iany koa no ivoahan'ilay triméthylamine
- ny MUTATION no mahatonga azy ka araka izany dia héréditaire ilay izy!!! Raha hiteraka aho izany dia mety ho tratra izay koa ny zanako :(.

Aiza kay no misy toerana azo anaovana test an'io aretin-doza io eto an-tanindrazana?
29. fahorihambe ( 15/11/2015 20:34)
hay ve tsy izaho irery no tratran'io aretina io e!!
30. Ratoa ( 15/11/2015 23:28)

sao mba mahasoa.
Voa haingana izao no nahafantarako fa ny karibonetra na bicarbonate de sodium dia manala fofona. Nanandrana aho ka dia mino. Mitovy fiasa amin'ny Alamo izy fa ny maha samihafa azy dy azo hanina ny karibonetra.
1°)Maka eran'ny sotro kely dia kely dia levony amin'ny rano iray vera dia sotroy fa mandevo-kanina koa izy.
2°)Asio iray mitsingina ny borosy nify dia koseho amin'iny ny nify, miontsàna tahaka ny miborosy nify . raha maharary ny gencive, lemo ny fanondro , apetaho amin'ny karibonetra dia koseho amin'iny ny gencivew
3°) Maka tapaky ny sotro lehibe dia levony amin'ny rano 1l dia anaovy toilette intime. Azonao atao koa ny mikobana ( mandro )aminy, atosaka ikobanana ny vatana
4°) ary raha manana baignoir ianao dia maka 100gr ataovy amin'ny rano ilonana 20mn.

averim-bereno matetika fa misy fihatsarany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1822