Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
23/09/2011 14:00)
Fika mety hilay hoe mody zao Ravalo
Mety fika milay tokoa raha hoe amin'izao Andry Rajoelina lasa any New York izao Ravalo no mody. Misy fihetseham-bahoaka sy fitsimbadihana tampoka dia i Rajoelina indray no mahazo NOTAM lolll
Izany ho...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 28/09/2011 11:58
lazaroa
(
23/09/2011 12:34)
Hitiny @zay zoky
Hiteny @zay zao zoky , de mba ahoana re zao ny fihetsem-poan' ny zanak'dada e? ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 28/09/2011 14:10
ELTORIN
(
23/09/2011 07:38)
FINOANA
Nahitam-bokany sy azo tsapain-tanana ny fiaraha-miasa sy fiaraha-mientana nisy teo amin’ireo zandary mpanao famotorana sy ny fokonolona ary ny ben’ny tanàna ao Belalanda distrika Toliara II tamin...
tohiny
novalian'i made21 ny 17/11/2011 15:19
trondrogasy
(
22/09/2011 16:49)
changement IP
raha tsy te hita trace @ resaka atao sur internet ,forum,telechargement ,izay rehehetra mikasika ny connection internet dia mila afenina ny IP
hita eo daholo ny momba anao rehetra na ny toerana misy a...
tohiny
novalian'i IMR ny 29/10/2011 16:38
zokieva
(
22/09/2011 11:49)
VOA AFAFY
http://www.youtube.com/watch?v=DJ6WG_lqqHI&feature=mfu_in_order&list=UL...
tohiny
novalian'i zokieva ny 24/09/2011 05:52
Tendro
(
22/09/2011 11:18)
Miarahaba ny Namana rehetra eto,
Mba mila fanamp...
Miarahaba ny Namana rehetra eto,
Mba mila fanampiana avy aminareo aho, bevohoka 4 bolana aho izao, ao am Pavillion Sainte Fleur no misafo. Dr Fara no manara-maso ahy. Ny problème-ko, dia bdb no mit...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 16:54
AndriambyII
(
22/09/2011 11:16)
Ranavalona I & 2 françaises = Segolène Royal et Marine le Pen !
Izany ny an' olona ,tsy miolakolaka mihintsy miresaka ny sazy henjana rehefa tokony hampiharina izany eo @ fiaraha-monina manoloana ny vono baribary ( Troy Davis ,Les djihadistes , les terroristes de ...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 23/09/2011 10:37
ronaldo09
(
22/09/2011 10:18)
Azo Ny fankatoavana!!!Nahazo fanasana ofisialy ny filoha hajaina!!!
Vita hatreo ny nofy ratsy,azo ny fankatoavana !!!! Nahazo fanasana ofisialy ny filoha hajaina Andry Nirina!!! Vaovao mahafaly izany ka isaorana ny Tompo!!!Kepoka raval,hody :higadra ,tsy hody lany...
tohiny
novalian'i Theophile ny 29/09/2011 05:50
hery
(
22/09/2011 09:32)
ONU: Hiteny ve Rajoelina?
Tadidintsika ny tamin'ny roa taona lasa izay nandehanan-dRajoelina tao amin'ny fivoriambe-n'ny firenena mikambana, saika handray fitenenana dia tsy navelan'ny SADC...
Tamin'ny herintaona tsy sahy nand...
tohiny
novalian'i milamm ny 25/09/2011 21:13
YDIFAS
(
22/09/2011 03:48)
VOVOKA
Finaritra indrindra, tompoko. Tononina amintsika rehetra ny fiadanan'i Kristy.
Ny tanjontsika rehefa mamafa trano dia mamafa sy mandroaka ny vovoka ka manary azy any amin'ny fanariam-pako. Toa midik...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/10/2011 16:27
trondrogasy
(
21/09/2011 18:45)
nisy nanamboatra ny moov
grave fa tsy mandeha site moov forum politique ,namboarin ry lerony hono...
tohiny
novalian'i finaritra ny 20/10/2011 08:57
hery
(
21/09/2011 10:59)
Satelita hilatsaka ety an-tany, tandremo ihany ny loha eny an-dalana
Misy satelita amerikana efa lany daty tamin'ny 2005 ka hilatsaka ety an-tany mety amin'ny alakamisy (rahampitso) ka hatramin'ny asabotsy, tsy fantatra nefa hoe aiza marina no hilatsaka ilay izy. Koa t...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/09/2011 14:29
andrywui
(
21/09/2011 08:41)
mbola vao mandat d'arret io e mbola calme ny tanana ...
noho izany de aza mbola malaky mipapapapa alou
miandry ny fodian'ny dada (ankery ,na ankalalahana) isika zao
miandry ny valin'ny tribunal
....mijinja ny vokany (tsara ,ratsy )...
tohiny
novalian'i Theophile ny 04/10/2011 20:03
ronaldo09
(
21/09/2011 06:19)
Hosamborin-dRavalomanana i ravalomanana
Araka ny vaovao mahafaly heno omaly dia re izao fa miaramila folo( zany hoe zandary sy polisy) no ho any afrika atsimo hisambotra ity filoha jadona nandripaka ny mpiray tanindrazana aminy teny Amboh...
tohiny
novalian'i Theophile ny 22/09/2011 11:02
Maranatha
(
20/09/2011 05:40)
Ilaina ve ny fanaovana fahagagana sy fanasitranana vao ho resy lahatra ny @ Fahamarinana
Miarahaba ny namana rehetra indray!
Betsaka ny fiangonana no manao fahagagana, manasitrana sns... Ilaina ve izany vao haharesy lahatra olona ny fahamarinana ???
Ahoana ny hevitrareo!...
tohiny
novalian'i fitiar ny 16/07/2015 06:37
vatofototra
(
19/09/2011 16:12)
TELECHARGER Mandat d'arrét Ravalomanana
TELECHARGER Mandat d'arrét Ravalomanana
Tsy miady tsy miady fa kobay an-kelika ihany
http://www.vatofototra.com/index.php?option=com_docman&task=cat_view&gid=19...
tohiny
novalian'i Theophile ny 07/10/2011 17:44
rijadolly
(
19/09/2011 15:50)
HAFETSENA TAMIN' MBOLA KELY
Nahazo 20ariary roa rehefa mandeha Miangona taloha. Ny iray atao rakitra sekoly alahady, ary ny iray atao gouter. Latsaka tao anaty tatatra ny roapoly iray, ary dia nitomany. Nanontanian' olona hoe : ...
tohiny
novalian'i Tanny ny 20/10/2011 14:20
ronaldo09
(
19/09/2011 11:22)
Christine Razanamahasoa « Ravalomanana sera arrété »
La Feuille de route et le droit international autorisent Marc Ravalomanana à rentrer au pays. La justice malgache entend cependant affirmer son indépendance.
La justice malgache affirme sa place dan...
tohiny
novalian'i trondrogasy ny 21/09/2011 10:31
RBNIR
(
19/09/2011 08:14)
FANTARO NY MARINA ARY ATAOVY SATRIA HOY NY SORATRA MASINA HOE
« Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy. » (1 Jaona 3:7)
Ary ho an'ny mifanohitra amin'izay kosa dia izao :
« Fa izay manao n...
tohiny
novalian'i JAONARILALA ny 13/10/2011 14:39
sitlo
(
18/09/2011 18:51)
Martiora - Diso ve Ranavalona voaloha?
Nisy boky momba ny tantara malagasy iny novakiko somary efa elaela izay. Tandroany aho nijery hirahiram-pivavahana tamin'ny youtube. Ny hitako dia betsaka ny miresaka martiora maty novonoina tamin'ny ...
tohiny
novalian'i kolo ny 30/11/2011 13:23
