Ranavalona I & 2 françaises = Segolène Royal et Marine le Pen !

1. AndriambyII ( 22/09/2011 11:16)
Izany ny an' olona ,tsy miolakolaka mihintsy miresaka ny sazy henjana rehefa tokony hampiharina izany eo @ fiaraha-monina manoloana ny vono baribary ( Troy Davis ,Les djihadistes , les terroristes de tout bord , ...)!!
Mendrika ny ho faty ny olona namono !
http://www.france24.com/fr/aef_player_popup/france24_player#
2. mirananirina ( 23/09/2011 10:37)

AndriambyII:

Izany ny an' olona ,tsy miolakolaka mihintsy miresaka ny sazy henjana rehefa tokony hampiharina izany eo @ fiaraha-monina manoloana ny vono baribary ( Troy Davis ,Les djihadistes , les terroristes de tout bord , ...)!!
Mendrika ny ho faty ny olona namono !
http://www.france24.com/fr/aef_player_popup/france24_player#

Amiko kosa aloha tsy lasa mht ity famonoana ho faty ity!!!fa tokony sazy farak'izay mafy ary mandrapahafatiny no sahaza ireo mpamono olona sy mpanolana ankizy.Ary izy io dia tsy tratra ambody omby fa mbola témoin no nisy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533