Satelita hilatsaka ety an-tany, tandremo ihany ny loha eny an-dalana

1. hery ( 21/09/2011 10:59)
Misy satelita amerikana efa lany daty tamin'ny 2005 ka hilatsaka ety an-tany mety amin'ny alakamisy (rahampitso) ka hatramin'ny asabotsy, tsy fantatra nefa hoe aiza marina no hilatsaka ilay izy. Koa tandritandremo ihany ny loha.

http://www.francesoir.fr/actualite/scienceecologie/nasa-gare-chute-d-un-satellite-sur-terre-139546.html
novalian'i niryna ny 21/09/2011 14:29
2. niryna ( 21/09/2011 14:29)

hery:

Misy satelita amerikana efa lany daty tamin'ny 2005 ka hilatsaka ety an-tany mety amin'ny alakamisy (rahampitso) ka hatramin'ny asabotsy, tsy fantatra nefa hoe aiza marina no hilatsaka ilay izy. Koa tandritandremo ihany ny loha.

http://www.francesoir.fr/actualite/scienceecologie/nasa-gare-chute-d-un-satellite-sur-terre-139546.html

Hery koa mampihomehy,jereo izy izany hoe tsy fantatra ny hilatsahany k'nou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4543