changement IP

1. trondrogasy ( 22/09/2011 16:49)
raha tsy te hita trace @ resaka atao sur internet ,forum,telechargement ,izay rehehetra mikasika ny connection internet dia mila afenina ny IP
hita eo daholo ny momba anao rehetra na ny toerana misy anao aza ,indrindra indrindra rehefa mampiasa carte bleu ka mila mailo
ity no solution miracle
http://www.commentcamarche.net/download/telecharger-34061076-ultrasur
répondu par IMR le 29/10/2011 16:38
2. trondrogasy ( 22/09/2011 17:14)
za aloha tena satisfait tsara e,misy logiciel ireny sur internet dia manao essai 15J nefa lafo be le izy raha vidiana
juste ny ip fotsiny no soloina dia mitohy15J indray tena tsara e
3. trondrogasy ( 22/09/2011 18:13)
rehefa vao telechaeger le izy dia clic eo @ le misy home ,dia ity no fijerena raha niova marina ip sy localisation
http://www.google.fr/#hl=fr&q=mon+ip+et+localisation&oq=mon+ip+et+localisation&aq=f&aqi=&aql=1&gs_sm=e&gs_upl=5808l12080l0l12685l22l21l0l12l12l0l406l2393l0.2.3.3.1l9l0&bav=on.2,or.r_gc.r_pw.&fp=cd7b79cfad3cca81&biw=1280&bih=913
4. trondrogasy ( 23/09/2011 07:53)
sli doly tena serieux aty dago za io manao vokansy,mampiasa an'i ultrasurf io foana aho ,dia jereko google ny ip sy localisation dia any amerika avaratra milay an
hay na aty dago aza mamika hoe any zamerika any lol
5. hery ( 28/09/2011 11:03)
Zavatra tokony ho fantatra fotsiny:

Rehefa manafina IP dia mandalo tunel. Izany hoe mila matoky an'ilay tunel andalovana satria ampandalovina any aminy ny connexion.

Noho izany tsy tokony hanoratra mot de passe na hametraka carte bancaire mihitsy fa tsy maintsy mandalo amin'ny tompon'ilay tunel ilay izy... dia azony jerena.

Koa satria mandalo amin'ilay tunel ianao dia azony ampandalovina pub kely ilay connexion... de mety misy virus manaraka.

Tsy misy hanome tunnel maimaim-poana fa tsy maintsy mahazo tombony izy... Jerena sisa hoe aiza izy no maka tombony.
6. IMR ( 29/10/2011 16:38)
Manohy kely an'ity resaka ity aho...

ary raha izany tsy misy azo antoka daholo ireny toerana azo aleha ividianana amin'ny internet rehetra ireny? sa ahoana ny fandehany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2078