Miarahaba ny Namana rehetra eto, Mba mila fanamp...
1. Tendro
(
22/09/2011 11:18)
Miarahaba ny Namana rehetra eto,
Mba mila fanampiana avy aminareo aho, bevohoka 4 bolana aho izao, ao am Pavillion Sainte Fleur no misafo. Dr Fara no manara-maso ahy. Ny problème-ko, dia bdb no miteny fa oe ao am sainte fleur ono tonga dia atao césarienne foana rehefa hiteraka na afaka manao accouchement normal aza.
Marina vé zany ry Namana sa fanaratsiana ihany?
Mba valio ra misy afaka mamaly ahy fa lasa sahiran-tsaina aho.

novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 16:54
2. zokieva
(
22/09/2011 11:45)
Ny tsara indrindra dia aza maka hevitr'olona hafa fa tonga dia i Dokotera Fara anontaniana izay olana izay @ izay afa-tebiteby ianao;dia mirary soa ho teraka soa aman-tsara e!
3. Miharena
(
23/09/2011 16:05)
Aza mihaino vavan'olona fa raha ny ao dia manao izay tsy hanaovana cesarienne aza ry zareo.
4. nilex
(
17/10/2011 05:53)
Ny hevitro dia izao,efa itako izany tamin'ny vadiko.Mila miomana foana ny olona rehefa hiteraka na ho tsotra na ho didina.Tsy fantatra mihintsy izay zavatra hitranga eo fa aleo miomana na ny saina izany na ny resaka ara-bola.
Ny docteur ihany no mahalala après diagnostique na ho diana ilay olona na tsia.Tonga dia fantany mialoha io.Mety misy aloha ny manararaotra nefa mino aho fa tsy dia ny dokotera no tokony hanao izany.Mila fantarina ny prix na césarienne ka raha toa ka mety ho zaka dia tsy maninona fa raha lafo loatra ohatra dia aleo mitady toerana hafa.Tsy dia tsara loatra ny mihaino ny resak'olona fa samy manana ny filazany daholo ny olona momba ireo hopitaly sy clinique ireo.Mahereza ary e.

5. tendro
(
17/10/2011 07:38)
Miarahaba an' i nilex,
Misaotra anao niezaka namaly ahy fa manampy bdb ny valin-teninao.
Mirary soa ho anao koa dia mahereza amzay atao rehetra!
Tendro.

nilex:
Ny hevitro dia izao,efa itako izany tamin'ny vadiko.Mila miomana foana ny olona rehefa hiteraka na ho tsotra na ho didina.Tsy fantatra mihintsy izay zavatra hitranga eo fa aleo miomana na ny saina izany na ny resaka ara-bola.
Ny docteur ihany no mahalala après diagnostique na ho diana ilay olona na tsia.Tonga dia fantany mialoha io.Mety misy aloha ny manararaotra nefa mino aho fa tsy dia ny dokotera no tokony hanao izany.Mila fantarina ny prix na césarienne ka raha toa ka mety ho zaka dia tsy maninona fa raha lafo loatra ohatra dia aleo mitady toerana hafa.Tsy dia tsara loatra ny mihaino ny resak'olona fa samy manana ny filazany daholo ny olona momba ireo hopitaly sy clinique ireo.Mahereza ary e.
6. jesuisla
(
19/01/2012 16:54)
marina ny voalazanareo rehetra. amiko ny hoe manara-maso dia hisorohana sy hialana @ny ho mety ho loza rehetra aty aoriana. Afatsy ny tampoka, toy ny mianjera, na vonoin'ny hafa. inona no ilàna ny fanaraha-maso raha tsy afaka hisoroka? Anontanio mivantana lay Dr. Ary tokony ho responsable @ asany izy. tokony ho hitany hatramin'ny tranonareo mba ho fantany ny fiainanao. F raha izao d tsy manaiky mihitsy aho. Izany no antony hakana Dr mpianakaviana, ary tsy misolo olon hafa.