Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fahoria, milahatra araka ny daty
fahoria
(
07/11/2011 15:48)
Sao dia misy mahalala ny dikan'ny "SAUGE" (ravinkazo) @ teny gasy azafady?
Miarahaba anareo namana rehetra,
Sao dia misy mahalala ny dikan'ny SAUGE @ teny gasy azafady? Io dia ravinkazo mi réguler ny transpiration raha toa ka olona sarotonkatsembohina noho tsy hoe fahaloto...
tohiny
fahoria
(
07/11/2011 15:45)
Inona kay azafady ny dikan'ny sauge @ teny gasy?
Salama daholo,
Ho anareo namana rehetra, sao dia mba misy mahalala ny dikan'ny sauge @ teny gasy anareo azfd? Tsy inona fa ravinkazo io manasitra trouble hormonale zay miteraka hypersudation ( tsembo...
tohiny
fahoria
(
06/10/2011 12:44)
Olona tratrin ny aretina Fish Odor Syndrom na oe Triméthylaminurie
Faly miarahaba anareo rehetra eto @ forum ny tenako,
HIresaka mikasika momba ny aretina fish odor syndrom aho, zai aretina tsisy fanasitranana nefa mahatonga ahy tsy handroso @ zay zavatra rehetra at...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/11/2015 23:28
