Activation windows vista intégrale

1. cadoneky ( 13/09/2011 16:01)
salut daholo,
Mitady clé d'activation windows vista intégrale aho ze manana 32 bits le izy, nisy fausse manip nataoko de tsy mety restauréna tsony le izy de mitaky an'io.
Merci
répondu par cadoneky le 15/09/2011 11:44
2. hery ( 13/09/2011 21:06)
vao no re-installer-na ve sa efa misy zavatra betsaka de mila re activer-na?

Raha vao hi-re-install mantsy dia hoy aho hoe maninona no tsy tonga dia atao Windows 7 ?
3. cadoneky ( 15/09/2011 10:22)
efa misy zavatra betsaka de mila re activer-na, izany hoe nandeha tsara le izy ary version originale ny fahazoako azy, fa taorian'le fausse manip nataoko de lasa mitaky clé le izy sady misy an'ity soratra ity eo ambany à droite: "windows Vista (TM) numéro 6001 cette copie de Windows n'est pas authentique", de ny fond d'écran lasa noir be. Ny tena marina izany saika hanao double système aho de ataoko windows 7 ny iray (izay tsy mety atao mis à niveau), ny système-ko mahazaka 64 bits fa le vista mbola 32 bits, de misy lôzika tsy tiako hesorina nefa raha mivadika seven aho de tsy maintsy esorina le izy.
4. hery ( 15/09/2011 10:46)
Ok, alefako any amin'ny hafatra ny valiny fa jereo refaveo.
5. cadoneky ( 15/09/2011 11:44)
merci a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2036