dada: tsisy notam manakana eo raha ....
1. andrywui
(
17/09/2011 22:39)
milay ny procedure idirany eto fa tsy taingitaingina sy ramatahora sy be loha otran'ny fanaony no entiny eto ,,,midira ary fa "izaho mitsy" no manana fanotaniana voalohany amininao ry dada" refa tonga eo Ivato ianao!! -
aaaaadddrraaayyy ... afaka miditra mitsy dada ka !! fa ny procedure hidirany ry hery no nanakanani notam zay fa raha vita milay tsara ny ttsiny de midira ,midira ry akanganay ,::!!!! o mandrosoa ry mpanaraton'i jesoa fa masaka ny loh'omby !!!!
tsy misy hisangy aminy eo ny oul fa mahazo miditra kosa izy ,, de tsaraina aminireo hadalàna vitany teto amin firenena satria efa olona tsotra tsy lehiben'ny andrimpanjakana na lehiben'ny miaramila intsony izy zao fa otratsika sy hery zao ihany ,,, noho izany de misokatra ny varavarana dada a !!!midira ho tazanina eee ... courage dada aa midira fa miandry mafy anao kou i Gal Fidy amzao ,,, ZAH rahateo kou mbola manana trosa kely aminao noho ny "raiko " ..... mandrosoa ary ry mpanarato ooooo vizana ah miandry ny fiavianao ampitoniana tanteraka !!!

novalian'i andrywui ny 21/09/2011 08:28
2. rijadolly
(
18/09/2011 03:19)
Raha amiko manokana Andrywui dia hitako fa amin' alahelo no hitenenanao fa tsy amin' saina, izany hoe entim-po fotsiny. Raha angonina eto ny fizirizirinao izay mitarika tsy hanaovan sonia io tondrozotra nahitam-piovana io dia angamba ho fafan' tompon'Andrikitra ny loha hevitra satria tsy nisy tanteraka na iray aza fa lasa ohatry ny rediredy fotsiny ihany. Tsy any anefa ny vahaolana. Na tiana na tsy tiana ary fantatsika rehetra fa dia misy ny tsy nety nataon'ireo mpikambana ao amin' FAT izay maro sady goavana be mihitsy, izay nanomboka ny taona 2009. Tsy ho eo amin' fitondrana foana anefa na dia fehezina amin' rojo vy aza ny vavan'vahoaka, ary dia ny rojovianao iny ihany no hamatotra anao indray andro any. Mbola tsy tara hoy aho matetika miteny eto. Tonga ity ilay fotoana hifamelana mba tsy hisian' ireo lasa ratsy vitatsika teo aloha ka hiverina ataon'ireo handimby ka hanafongotra ny fananan' FAT rehetra. izao hevitry Andrywui izao no mahatonga ny tsy filaminana intsony eto Madagasikara. Tsy haiko na mitovy hevitra an'se Jeneraly Fidy na tsia, na hoe i se mihitsy ve no J. Fidy, fa dia hita maso hitam-poko fa dia mamelona lakilosin' Fidy ise mba ho rangitra ka ahatonga azy hinjambaka indray. Sur mihitsy aho fa ise tsy handroso amin'io hevitry ise io fa maka namana hanatanteraka fotsiny ihany mba handamina ny fahadisoan-kevitry ise hatrizay teto fotsiny ihany. Aza miteny toy izao intsony Andrywui fa tsy fotoanan'ohatr' izao intsony izao ora izao.
Mahereza i se....
Mahereza i se....
4. mirananirina
(
19/09/2011 07:25)
Hita mihitsy ny anareo sy Rajoelina ry Andrywui fa VALIFATY!!!tsy mahagaga raha halanareo hatrany @ tsinaimaintiny Ravalo!Mianatra ny manenjika fitondrana teo aloha mitovy @ Frantsa manenjika an i (J.C.)mpitondra teo aloha!!!
Ka avelao izy hody raha tena mafy ianareo,avohay daholo ny preuve rehetra hisamborana azy dia avelao izy hidoboka!!!!saingy izao:ananany koa ny preuve rehetra @ izao fotoana izao,indrindra t@ force nanonganana azy teo @ fitondrany(izay eo ampelatanan'ny firenena mikambana)ka gadrao izy dia ho hita eo ny tohiny...aiza ve ka hoe ny firenena mikambana tsy mahazo miditra @ aferan'ny Mada:Inona moa no ATAHORANAREO @ izy ireo???

5. hery
(
19/09/2011 09:13)
midira ary fa "izaho mitsy" no manana fanotaniana voalohany amininao ry dada"
Ary tsy mitovy hevitra nareo sy Andry Rajoelina izany an lolll.
Ny HAT manome NOTAM fa tsy hoe mila procedures. Tsy mitovy mihitsy ny hoe NOTAM sy ny hoe mahazo miditra fa mila procedures. Raha resaka procedures dia tokony i Ravalo no tenenina hoe izao sy izao no tokony ataonao vao mahazo miditra ianao... fa tsy ny fiaramanidina rehetra no tenenina hoe aza mitondra an'ilay Ravalomanana ianareo.
Ny famoahana NOTAM dia tahotra fotsiny hoe sao dia mody eo tokoa i leiry lolll.
Izany no aina kou te hanao
6. ronaldo09
(
21/09/2011 06:28)
Ny mahagaga ange dia izao:ireto olona mpanohana andravalo ato ve manadino fa iravalo ange no filoha jadona indrindra teto e!taiza no nisy gasy nanao sesitany ny tenany teto hatrizay ???i ravalo no nanomboka izany ka izao izy ifoterany izao!!! i ravalo ange ka tebna niady mafy mihitsy nisakana an'i Pierrot tsy hody eto antanindrazana 4 taona lasa izay e!!! I ravalo ange no nanao governemantan'antanananarivo teto e!zany hoe minisitra rehetra dia tananarivien avokoa!!! ary ireo gasy naripaka teny ambohitsorohitra mbola ravalo anie no nanao ireny e!!!Ny orinasany nanjaka tokana ka raha misy hitany fa mifaninanana aminy dia gadrainy!!! Ny FPVM izay tsy naninontsy naniona ange ka nakatony fotsiny izao e!!!
Misaina ry pro ravalo aaaa!!!Misaina marinaeeee!!!!!!
Misaina ry pro ravalo aaaa!!!Misaina marinaeeee!!!!!!
7. andrywui
(
21/09/2011 08:28)
merci ronaldo a ...asa na takatry ry mpiondana less zan ronaldo na de mitapimaso otrin sovaly manohana anjambany fotsiny !!!iza no tsy nikaikaika sy naotsan'ny ravalo iza e ?? voa daholo nanomboka hatrany ambany hatrany amn faratampony ,,,hatramin mpanao yaourt a boire niotsana daholo , ny halatra amzany "des milliards" ozy ny akama zay !!!