journal du 29 septembre 2011 TV PLUS MADAGASIKARA
1. rijadolly
(
29/09/2011 19:20)
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-29-septembre-2011-5599881
novalian'i rijadolly ny 30/09/2011 03:16
2. milamm
(
29/09/2011 22:39)
saotra @ fampitambaovao rijadolly, tena marivo tototsa kely le fitabitro t@ kabary teny ivato sy talatamaty tsy mahagaga iny fihetsiky lavanify iny fika efa voaomana nitovitovy @ addis-abeba sy maputo, gaborone, sandton saingy mbola ny vondrona afrikana ( SADC, OIF, UA sns )no napetsapetsaky ny fat raim sy 8 t@ fandavana soniany tenany, avy eo mihevitra ny rehetra hatrany @ fivoriany firenena mikambana nanatrika ho very tadidy @ lesona demokrasia sy ny ezaka ataony @ fampanantenana ny fanatanterahana ny tondrozotra ( indrindra2 ny fodian'Atoa Ravalomanana any antanindrazana sy ratsy iraka ary famotsorana ireo gadra politika 2009-2011 )
. ny zv inoako fa ataony de ny mifanohitra araky ny mahazatra @ lazainy sy ny nosoniaviny teo anatrehany ireo solotenany farany teo ny tena zv ataony de ny ampitarazoka ny tetezamita dde itarina 600 ny sezany parlemanta de vidiana ny fifidianana efa voaomany diouf ary karakaraina ny rep4 tery vaimanta, efa voalazany mialoha tsy azo isaintsainina ny fiverenan'Atoa Ravalomanana sy ny notam zay nohalavaina atr@ dec 2011 nahoana ? araho eto ny plan zay efa noheveriny t@ zany ( 17/02/11 ) nefa mipoitra aty aorina manamafy izany ireny didy fanagadrana sy notam omaniny ho an'Atoa Ravalomanana farany reny
http://www.youtube.com/watch?v=Tj0v_jt01xY&feature=related
niteny izy fa vonona hanampy na ny vondrona eropeana sy amerikana ary ny banky mondialy zay tsy notsipihiny ireo fitsipika takiany reto farany ( fampiresahana toy ny mahazatra ) Tsy iny ihany no nalehany tany fa koa mbola nitady lobbying amerikana afaka mamerina ny MCC sy ampiditra famatsiambola amerikana. i Alex St-James, "vice-président de l'Amitié Etats-Unis & Economic Development Group (US FED Group)", asa na ampiesoniny io ranga io lavanify na ahoana ( mety ho intelligence service bekintana andrebirebena azy ahalalana ny tetiky hat manaraka ) satria dia karamainy lavanify $ 1,5 millions isantaona io lhl io ho avy tsy ho ela hitsidika sy hanao evaluation sector economic miaraka @ ekipany volampanjakana Malagasy daholo no andoavana izany na hotely na ticket fiaramanidina vao eo zao milaza @ fanambarana nampianariny rolly mercia azy iny tao @ Un iny fa tena mahantra i Madagasikara sy firenena nefa izao no atao oe tsikolikoly faratampony anisany tena nalehany tany ny tanjony mba ho rotsirotsiny ity Alex St-JAmes Us-fed ty ny kongresy amerikana hanokatra ny robinet Millenuim Challenge Corporation aty M.kara loharanombaovao @ zany ny article niseho tsy ela zay tsoaka "La Lettre de l'Océan Indien (LOI)"
http://www.courrierdemada.com/mg/index.php?option=com_content&view=article&id=17556:lobbying-aux-usa--andry-rajoelina-paye-15-million-usd&catid=43:a-la-une

3. rijadolly
(
30/09/2011 03:16)
VAVAO MALAGASY MISY VAHINY ,FILOHAN' NY OTRIK' AFO
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-29-septembre-2011-5600188