naniry mafy ny hijery ilay fandaharana niseo in-te...

1. itaramasoandro ( 23/09/2011 18:56)
naniry mafy ny hijery ilay fandaharana niseo in-telo nisesy momban'ny mahakanto-tokana ary sarobidy ny tontolontsiaka eto @ nosy aho izay novelabelarin'ny televiziona frantsay arte saingy akory ny hagagako fa tsy misy fomba hijerena ny horonan-tsary !!!

nosinton-dry zareo angaha ialy horon-tsary ka sary moana sisa no hita eo ary teny milaza fa tsy hay ho jerena intsony ilay izy.

anefa anie ka dia mbola hita eo @ takelaky ry zareo fa roa taona aty aoriana ny fiandohan'ny krizy gasy dia mbola eo foana ny resaka valamaty nalefan-drym zareo momba ny korontana teto e!

noheveriko anisan'ny mba azo antoka ny arte saingy hay toa ny rehetra mifidy ny lahatsoratra izay miaro ny tombontsoa ny frantsay...

ny tombotsoantsika gasy dia tsy misy tokontaniny...

itaramasoandro 8-)
2. itaramasoandro ( 25/09/2011 13:15)
moa ve nisy t@nareo no nanaraka ireo fanaharana ireo? inona no ambangovangony nivoatra t@ izany ka nanaitra/nisintona ny eritreritrareo ?

itaramasoandro 8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3102