Maloloi nefa tsy bevoka

1. sophi ( 14/10/2011 08:31)
Inona kay no mahatonga ny vehivavy matetika maloiloi nefa tsy bevoka ,mba mila hevitra
novalian'i nannie ny 12/05/2012 09:20
2. nannie ( 16/10/2011 07:37)
Na marary aty, na marary vavony, na menstruations douloureuses, na marary maso...
sophi:

Inona kay no mahatonga ny vehivavy matetika maloiloi nefa tsy bevoka ,mba mila hevitra
3. finaritra ( 20/10/2011 08:55)
hihihihi... fa angaha ny bevoka ihany no maloloi ?? misy lehilahy malaloloi fa tsy mahazaka tsaramaso!!! hahhaha!!!
4. Tanny ( 20/10/2011 15:10)
Sophi: misy ny antsoina hoe Grossesse nerveuse! ny antony mahatonga azy dia miantomboka @hoe mety ho maniry zaza be loatra ohatra ilay olona na koa ny fiarahamonina no manery be ireny oh aiza ihany ny zaza e!na koa ny vadinao ohatra maika hahazo zaza dia manery ny lohanao daholo ireo hany ka, efa tafaheritreritra sahady izy hoe bevohoka ary dia tena ohatr' ireny vehivavy bevohoka ireny mihintsy ny zava-mitranga rehetra , mety ho hitanao oh mibotsina mihintsy aza ny kibo, mandoa, mahaloiloy foana, malemilemy, tsy te hihinan-kanina firy, ary indraindray dia misy sakafo tena ankafizina. Ny saina no tena voa eto @maha grossesse nerveuse azy!ny tsara atao dia aleo manatona Docteur psycologue dia aveo ianao manaraka traitement.
fa tandremo koa fa sao aretim-bavony ohatra ilay izy na areti-po koa!izay fa mirary fahasalamana e!
5. sophi ( 20/10/2011 15:40)

slt , tena marina lay teneninaoa hoe tsy te hihinana lotra ary mandoa lava de mifidy sakafo . nefa raha ihinana zavatra makirana tsy afaka , ary matetika refa regle akaiky ho tonga iny no mapihetsika azyde ataoko hoe lay regle nefa refa vit iny de tsy afaka fona ka tena mapijaly ary matetika mahazo ahy . misotra betsaka aminy torohevitra
Tanny:

Sophi: misy ny antsoina hoe Grossesse nerveuse! ny antony mahatonga azy dia miantomboka @hoe mety ho maniry zaza be loatra ohatra ilay olona na koa ny fiarahamonina no manery be ireny oh aiza ihany ny zaza e!na koa ny vadinao ohatra maika hahazo zaza dia manery ny lohanao daholo ireo hany ka, efa tafaheritreritra sahady izy hoe bevohoka ary dia tena ohatr' ireny vehivavy bevohoka ireny mihintsy ny zava-mitranga rehetra , mety ho hitanao oh mibotsina mihintsy aza ny kibo, mandoa, mahaloiloy foana, malemilemy, tsy te hihinan-kanina firy, ary indraindray dia misy sakafo tena ankafizina. Ny saina no tena voa eto @maha grossesse nerveuse azy!ny tsara atao dia aleo manatona Docteur psycologue dia aveo ianao manaraka traitement.
fa tandremo koa fa sao aretim-bavony ohatra ilay izy na areti-po koa!izay fa mirary fahasalamana e!

6. sophi ( 20/10/2011 16:04)
aryu raha marary vavony de inona no fanafody tokony mba isorohana azy malaky hafa tsy ny any @ dokocteur, na marary fo
nannie:

Na marary aty, na marary vavony, na menstruations douloureuses, na marary maso...
sophi:

Inona kay no mahatonga ny vehivavy matetika maloiloi nefa tsy bevoka ,mba mila hevitra

7. Ratoa ( 01/11/2011 00:22)
mety ho tension koa na hypo na hyper
8. vale ( 03/11/2011 16:07)
sophi: fanafody vavony naturel tena mahomby ireto;

1) yaourt 1 pot dia asina alamo kely 1/3 ny sotrokely dia afangaro, miaraka @ siramamy a! azo atao in-2 isanandro.
2) tantely 1 sotro lehibe sy tamotamo vovoka kely 1/3 sotrokely koa! dia ohanina alohan'ny sakafo maraina, sy hariva.
Raha mahavatra ireo dia tena ho sitrana ny aretim-bavony, nisy olona efa tokony hodidina hono dia nanao ilay alamo sy yaourt dia tsy nodidina indray. voilà!
9. Ratoa ( 03/11/2011 19:34)
tandremo fa ny alamo anie ka décapant é! tahaka ny acide ka dia hanina ve?
Aza manaonao foana fa mijere dokotera.
Mety ho maloiloi ianao satria avo laotra ny tension-nao na iva laotra.
Mety ho misy kankana koa ianao, aza mihevitra fa ny olon-dehibe tsisy kankana!
10. belakely ( 04/03/2012 15:02)
voan'ny tazo koa ohatra???????????????????
11. nannie ( 12/05/2012 09:20)
... fa nandeha ny andro, nandeha ny volana taorian'ity serasera ity... izaho hatrizay tsy zatra nisotro ronono fa coca cola matetika. Ary izaho marary an-doha tsy mesy sitrana 3 andro alohan'ny "règles". Fa rehefa nisotro ronono aho, ka zatra, dia tena tsy naharary an-doha intsony ! tsy haiko ny antony.
belakely:

voan'ny tazo koa ohatra???????????????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2412