Hoy ny lalàna

tsiambaratelo ( 18/11/2007 20:31)
Maro ny antony mahatonga ny tanora hiroso amin\'ny fanalan-jaza,tahotra ny Ray aman-dreny,fitsoahana na fandrahonan\'ilay napitoe-jaza,faharerahana ara-batana,na fahabetsahan\'ny zaza eo an-tanana.Moa... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 19:20
bonaventure ( 18/11/2007 15:45)
slt,nahazo ordonance taany @ tribunal aho nandidy fa tsy maintsy mando pension alimentaire 210euros pour trois enfants,nefa ny probleme izaho tsy manana carte de sejour akory ,zany hoe irregulier aah... tohiny
endrika01 ( 16/11/2007 09:58)
Raha misy olona roa voalaza mazava fa mifankatia,na mpivady .Ka mahafantatra ny iray amin\'izy roa fa manana olon-tiana hafa (2eme bureau)akoatr\'azy lay olon-tiny,asa ?Mety efa olona notiavin\'ilay m... tohiny
pifa ( 03/11/2007 11:58)
Tsy azo atao hono ny mifanoroka na mifananona éé:wink: ao am ny horonantsary gasy! ts'lety éé! manomé lagy bé! nareo ve dakôro? amiko tsy pouinss zany! SOLOY LE LALANA EEE... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/11/2007 10:20
kofbay ( 29/10/2007 21:02)
toy izao no olanay, ka mety misy mpahay lalana ve afaka mamaly! dia hisaorana betsaka indrindra. vao nifindra trano izahay,eto Tana io, avo be eo h eo amin'ny 2m50 eo ny tamboho, ary mihidy foana ny v... tohiny
novalian'i kofbay ny 10/12/2007 18:06
axl2070 ( 28/10/2007 11:44)
Inona moa no tokony hatao raha te hiala @ mpampiasa ny mpiasa iray nefa voasakana tsy mahazo miala noho ny fiantohana ara-tsakafo sy ny resaka trano ataon'ny mpampiasa. Ny olana dia izao mangataka hij... tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2007 10:28
maditra ( 18/10/2007 03:13)
« Condamnations à mort pour Tsimibosy » ... titrait l'Express de Madagascar dans son édition du 12 Octobre 2007 dernier. Rappel des faits : en Janvier 2005, ledit Tsimibosy et 3 complices s'en ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 13:58
xxx ( 18/10/2007 02:21)
Misy afaka hanazava ahy an'io ve? inn no mahasamy hafa azy amin'ny diffamation public? ary inn nofanenjehana azoko hatao raha tratran'io aho. misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ds ny 19/10/2007 11:28
vitanana ( 10/10/2007 16:17)
mila hevitra za nefa mila namana mipetraka aty omeo ny numero fa amtsoiko za vehivavy mitady namana vehivavy ny hevitra tsy azo raha tsy ho any olona maro na en ligne za omeko ny adiresy mail re... tohiny
novalian'i rurik ny 19/06/2012 19:45
volltige ( 05/10/2007 09:16)
manaona daholo, Izaho dia mba te hafatatra marina momba any lalana momba ny taxe izay aloha na takiny ny douane eny aminy aéroport mombany entana vao miditra entinao avian'ivelany. Momba any taxa ve... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:02
marinafilaza ( 01/10/2007 16:24)
Araka ny resaka mandeha @ orin'asa iray ao @ "forum tetsy sy teroa", dia misy ny fandroahana an-kolaka mpiasa atao. terena handeha départ volontaire ny olona efa mahazohazo taona "kanefa ny sarany om... tohiny
Fiffi ( 15/09/2007 18:54)
Tandremo ry zareo fa efa nivoaka ny lalana momban'fijanonana am fiara eny am toerana natokana ho an'ny "handicapé" sy ny "livraison" -misy système mi-se relier any am komisaria -raha misy fia... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2007 09:55
Taniko ( 11/09/2007 09:11)
Ny Autorisation de séparation de corps ve = Acceptation de concubinage :?:? :arrow:Tsy mety azoko ny anton'ny handavana izany. Manao ahoana ny fonctionnement an'ny tribonaly (ireo mpitsara)raha nanap... tohiny
llayx ( 30/08/2007 08:14)
efa fantatrareo ve fa nofoanana ny "franchise douaniere" ho an'ny association sy ONG eto amitsika any ka refa mahazo DON avy any ivelany zany ireo dia tsy maintsy mandoa Douane amin iza,ihena zany ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2007 22:19
sakaizakely ( 16/08/2007 15:19)
[b][color=red]Greviste de la faim[/color][/b] Ahoana kay ny fandehan’ny lalàna am reny raha mba misy mahafantatra ? Misy tsy maintsy entina tsaboina any @ hopitaly asa afaka firy andro, satri... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 20:42
ikaretsaka ( 14/08/2007 15:14)
hoy i P Mananto J. sj tao @ Lakroa [i]Ny tsy fitovian-jo manoloana ny lalàna izay natao ho fampiharana fahamarinana dia tsy fahamarinana.[/i] dia ahoana? betsaka nefa no tsapa amin'io tsy fitov... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2007 22:16
mim ( 11/08/2007 09:57)
iza no mahay ny lalàna momba ny fandefasana ny sarin'olokafa eto @ serasera é?na eny @ site interinety hafa é?gaga manko za mahita lé sarin'olonkafa ao @ mombna azy nefa hitako lé site nangalana ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2007 13:13
kelly13 ( 10/08/2007 08:12)
marina v izany oe dissolu ho azy ny mariage rehefa 10 ans de séparation (tsy separation légale fa de corps)? ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 26/07/2008 10:54
xxx ( 30/07/2007 06:53)
Henoko anikeo t@ vaovao vao maraina fa nisy gasy tratra izany clandestin , tonga tany france nefa efa t@ 2001 no tonga fa tsy misy taratasy nefa we: étudiant mianatra hotellerie, nahazo BTS Dia ahoa... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2007 21:09
soasoafy ( 19/07/2007 14:53)
mba hanontany mikasika ny lalàna momba ny asa,samy hafa ve ny droit de licenciement sy ny droit de préavis? azonareo izay mahafantatra mba omena ve ny barème : ohatra raha olona niasa nandritra ny ... tohiny
novalian'i ds ny 21/07/2007 01:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0596