Hoy ny lalàna

xxx ( 21/03/2009 08:46)
Miarahaba anereo ! Izaho dia vhv, nisaraka vao aingana za sy ny vadiko ary tapakvtra fa tsy hifamerina intsony.1 ny zanakay ary mbola kely (1an mahery).Efa nialana nenina ny tsy hisarahanay mivady ne... tohiny
OoRakotooO ( 28/01/2009 04:55)
Iaraha manaiky angamba fa tsy nisy zao korontana izao raha tsy nihoa-pefy Ra8 tamin'ny fanaparam-pahefana. Iza no mahay hoe inona no tokony hovaina @ lalana fototra na @ lalam-panorenana mba ahafaha... tohiny
novalian'i mala ny 28/01/2009 17:33
onja2 ( 14/01/2009 19:34)
Ito Article ito, izay hita avy tao amin'ny page d'actualité national avy tato amin'i Moov.mg dia mampiseho fa tena ara-dalana tantera mihintsy ny nikatonan'ny Viva-TV ary lalàna efa tamin'ny 1992 no... tohiny
novalian'i olenja ny 21/01/2009 11:15
ARINOFY ( 14/01/2009 11:11)
Aiza anie no mety ahitana ilay lois de finances 2009 fa za hanao état de paiement de tsy aiko ny manao ilay calcul ny IRSA vaovao?... tohiny
novalian'i HESHA ny 24/03/2009 10:21
ari.malala ( 12/01/2009 08:53)
Miarahaba ny rehetra, ary mirary soa ho @ ity taona vaovao ity. Misy fanontaniana kely tiana apetraka azafady. Vao niova société iasana aho, nanomboka t@ 01/12/08. Ahoana ny momba ny volan-jaza t... tohiny
sitlo ( 21/12/2008 06:43)
Raran'ny lalàna ve ny fanaovana ps amin'ny anaran'ny olo-malaza? Ohatra mpihira, Ricky sns, na mpanao politika Ratsiraka sns, na olom-pinoana Rev. Razafindratandra, na manam-pahaizana Ratsim... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 16:17
ainaheri ( 02/12/2008 19:34)
Aona ny fahitanareo an'izany raha mihoatra ny eto france sy ny firenena hafa?? Raha ny tenako manokana alou d manaiky tanteraka,@ zao ftona zao ny RAD ndray no mataotra ity zanaka nateraka,ny hadalàn... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/12/2008 18:29
xxx ( 28/11/2008 15:06)
Manahona doly, Rehefa mividy tany any dago ve ry reto de tsy maintsy mankany manoratra ilay izy @ anaranao sa misy fomba hafa azo atao (par procuration ect....)? misotra... tohiny
novalian'i arialy ny 18/03/2011 09:43
calabour ( 27/11/2008 11:29)
Fitiniko ny tantara, ny ray amandreny efa maty, izaho dia nahazo lova kely ( chambre 2) ao amilay trano ,3 izahay no mpandova , tiako omena ny zandriko izy io satria tsy ho ampiasaiko mihintsy, azoko... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 16:24
xxx ( 09/11/2008 18:45)
zareo a,paps vaza zay mivady,nisara toerana na separation de fait,ratoa izy manao trosa any dia ahoana,tratra vé za,voalohany io_ahoana iany ko no hialana amin'ny trosa zay nataony tao anaty ny fana... tohiny
novalian'i Patti ny 03/12/2008 14:21
xxx ( 09/10/2008 08:37)
naheno resaka aho oe tsy maitsy hovaina ny passport gasy, ho an'izay gasy résident aty france, alohan'ny faran'ny taona, na dia tsy mbola perimé aza, manadrana niantso ny embassade gasy ao paris f... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/10/2008 08:41
xxx ( 24/09/2008 17:17)
miarahaba, - sao mba misy afaka hanome modèle de lettre fangatahana ny congé de paternité aminareo azafady? - ilay 14 andro (dont les 3 jours de congé légal de naissance) moa izany tsy fra... tohiny
diamondra27 ( 20/09/2008 12:50)
efa niova hono ry zareo ny code du travail a , de we atao anaty poubelle le taloha fa tsy misy ilana azy intsony ahoana ny fahitanareo azy ... tohiny
soanaly ( 11/09/2008 14:54)
Miarahaba , Fanontaniana manitikitika maromaro 1-Hafiriana aorian'ny nahafatesan'ilay olona kay ny fikarakarana ny ttasy fandovàna, toa misy delai izy izay raha tsy diso zah 2-Raha samy ... tohiny
novalian'i soanaly ny 12/10/2008 11:35
tsiambaratelo ( 05/09/2008 09:33)
Manao aona dôly ndray ary ny namana. Tsy izany fa mba te hahalala bebekokoa mikasika indrindra,ny sazy miandry na miantra aminy reny olona mpamily na mpitondra môtô ireny ka nandona ary maty noho i... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 19:57
aviavy ( 16/08/2008 12:33)
Mba misy fanontaniana apetrako ity hoan'izay mahalala tompoko, andea ho any madagasikara aho ary manana passeport vazaha valable atramin'ny 2013, ny passeport gasy ko anefa efa lany andro tamin'ny 200... tohiny
novalian'i aviavy ny 16/08/2008 22:09
LazaDaddy ( 16/07/2008 03:22)
Ny zanak'i maman'i manja manana assurance vie. Mahavariana anefa ilay izy satria tsy mi-assurer ny "vie"-ny akory :-D ... sady aleo lavitra mahita azy velon'aina toy izay mandray ny volan'ny "assuran... tohiny
novalian'i ni81 ny 16/07/2008 07:19
hery ( 14/07/2008 08:01)
Salama daholo, Nisy namana iray tratran'ilay mpisoloky araka ilay hafatra nalefako tao amin'ny namana http://namana.serasera.org/?rub=namana/hafatra&msgid=m4869bda9e08c6 dia mangataka hevitra aty a... tohiny
ari.malala ( 07/07/2008 07:35)
Miarahaba, ny ankizy tsy ampy taona iany ve kay no mila mpiantoka? azavaiko, misy cousine ko izay kamboty ray sy reny, efa nentiko teto ny cas ny, efa 18 taona izy izao ( mandray 19 amty taona ity)... tohiny
novalian'i Ralay ny 08/07/2008 17:04
nofinofy ( 01/07/2008 08:41)
Namaky valina fandihadihana iray teto Madagasikara aho (mahakasika ny fahasalamana io) , dia indro ataoko eto ny voasoratra ao (no comment): [i]12.8 ACTIVITÉ SEXUELLE CHEZ LES JEUNES Âge aux pre... tohiny
novalian'i aloalo ny 16/07/2008 06:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1396