Hoy ny lalàna

vazivazo ( 08/09/2015 13:02)
Sao mba misy afaka manome ny formule fikajiana ny allocation de congé azfd, M6 Dia ilay allocation de congé VE TAFIDITRA @ atao hoe KARAMA BRUT??... tohiny
mpilaza444 ( 08/09/2015 09:07)
Afaka mandova ve ny zanaka ivelan'ny tokantrano (enfant adultérin)? Raha mahazo mandova izy ireny dia harena inona? Biens personnels sa biens de la communauté? Tsy mazava mihitsy ny fipetraky ny la... tohiny
ketty ( 31/08/2015 16:59)
Manao ahoana daholo, nividy trano aho de nisy mpanofa tao @ le trano novidiako, fa tsy nasiana bail na contrat fa mitaiza kely de hoe aleo alou izy mba hijanona fa mitaiza kely. Efa ho 2 taona izao.... tohiny
novalian'i ketty ny 01/09/2015 14:36
MatavyVinta ( 15/07/2015 12:52)
Salama daolo ee. Azo atao ve ny manova ny anran'nyn rain'ny zaza amin'ny kopia sa tsia. raha eny dia inona avy ny dingana tokony arahina. Mankasitraka eee... tohiny
mpisotrtoaka ( 09/07/2015 13:23)
Mba misy afaka manazava ny resaka fahazoana médaille honorifique (médaille de l'ordre national sns ...) e ato !? Misaotra ! Ohatra hoe miasa firy taona dia mahazo médaille de bronze ? d ohatra koa ... tohiny
KERIKA ( 18/04/2015 04:32)
Misy ireo "ONG" mahazo famatsi-mbola avy ivelany ireny miasa eto @tsika , mahazo ny zony ve ny piasa raha rava ireny? ... tohiny
mpilaza444 ( 12/01/2015 07:57)
Nisy rangahy nisoratra ara-dalàna kanefa nisakaiza tamin'olon-kafa dia niteraka roa taminy. Maty izy. Niteraka efa tamin'ny vady mariaziny izy. Mahazo mandova ny fananany manokana tahaka ny zanany d... tohiny
novalian'i bainfara ny 14/02/2016 08:46
olylala ( 19/12/2014 12:54)
miarahaba!saika mba hametraka fanontaniana.Raha ohatra ka nividy tany efa 6 taona lasa izay efa vita mutation @nay le tany de @ zao fotoana misy tonga milaza fa tompon'ny tany indray de inona no tokon... tohiny
novalian'i hery ny 09/02/2015 11:09
mpilaza444 ( 15/12/2014 10:15)
Nisy rangahy nanam-bady vita soratra ary manan-janaka ary niteraka efatra kanefa niteraka roa tamin'ny sakaizany koa izy. Milaza ireo zanany roa ireo fa misoratra amin'ny dadany. Maty io rangahy io de... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/12/2014 13:45
saho ( 05/12/2014 21:28)
Raha voizina ny fanadiadiana na ny momba ny vaky fasana na ao faritra Antananarivo na any faritra hafa indrindra manerana ao Gasikara ao Voalohany aloha dia any faritra Afrikana toa Cameroun no efa ni... tohiny
novalian'i endriny ny 08/12/2014 06:36
estell ( 04/11/2014 12:00)
Misy lehilahy efa manambady ara-dalàna nefa manan-janaka ivelan'ny tokantranony (tsy manambady ilay vehivavy sipany). 8 taona ilay zaza @zao ary tiany hatsangana ara-panjakana. Azony atao ve izany ar... tohiny
novalian'i Strong3 ny 12/02/2015 11:33
a.josealain ( 26/08/2014 08:05)
Manahoana daholo, misy tantara iray ity somary lava le izy, Izaho dia vehivavy 24 taona, manambady lehilahy 34 taona ; vita fanambadiana ara-dalana, Niady faona nefa izahay nandritra ny fotoana nivadi... tohiny
novalian'i nunogomes ny 07/02/2016 21:12
hadji ( 22/04/2014 04:39)
Miarahaba anareo namana rehetra nahatratra ny paska aloah e,... Misy olona manendrikendrika ahy fa nangalatra zavatra tao aminy hono izaho tany amin'ny taona 2011 dia tamin'ny asabotsy teo izy no ni... tohiny
Mamatsi ( 03/04/2014 12:01)
Miarahaba antsika rehetra, Kely, nanahirana ny RAD lay ankizy, lehibe mbola tahaka izany koa, nandanian'ilay RAD ny fahatanorany, ary niteraka alahelo ho azy mandrapahafatiny raha tsy nanana fo sy ni... tohiny
saho ( 24/03/2014 18:51)
Raha atao ny fandinihina mikasika ny lalana (droit) momba ny fanambadiana, dia toa miseho endrika samihafa ny fisehoany erantany Ny aty firenena lehibe, firenena manana endrika firenen dalana matotra... tohiny
novalian'i saho ny 25/03/2014 17:32
mpisotrtoaka ( 20/02/2014 10:22)
Ny lalana raha ny fantatro dia misy article milaza fa tokony ahazo io daholo ny mpiasa ! Ny mahalasa ny saiko d misy mpiasa amin'ireo secteur privée ireny tsy afaka maka congé mihitsy sady tsy mahaz... tohiny
novalian'i sahia ny 03/07/2014 04:09
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 23:01)
A
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... tohiny
novalian'i faly5257 ny 11/06/2013 16:42
potarafe ( 09/03/2013 16:27)
Manaona doly o! Manana olana kely momba ny fizarana fananana. Ny mamako zany manana tany, misy trano eo amboniny. Ny zandriko no mipetraka ao @le trano amizao fotona zao. Ny tiko fantarina d hoe inon... tohiny
novalian'i hery ny 09/03/2013 16:27
louloufidel ( 19/06/2012 13:58)
Ny avertissement azo tao anaty orinasa iray ve tompoko dia manan-kery foana mandra-piala ao @ io orinasa io, sa misy fe-potoana iany ny faharetan'iny... tohiny
novalian'i sahia ny 03/07/2014 04:15
haremi2 ( 04/04/2012 13:51)
Miarahaba ô, Hono oa, malaza be hoe tsy azo atao ny mampidina ny karama sy ny catégorie ny mpiasa iray raha tsy hoe "mesure disciplinaire". Mba te ahafantatra hoe aiza ny texte milaza izany? Inona n... tohiny
novalian'i pisoonja ny 14/06/2013 12:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4829