Hoy ny lalàna

xxx ( 28/04/2008 10:21)
miarahaba, tokony holazaiko ny mpampiasa ve hoe bevohoka aho alohan'ny hanaovako sonia ny contrat-ko sa tsia? misaotra mialoha amin'ny torohevitrareo.... tohiny
novalian'i xxx ny 29/04/2008 09:11
ari.malala ( 21/04/2008 12:17)
Inona kay ny atao hoe tapage? de amin'ny alina iany ve sa amin'ny atoandro kou azo lazaina tapage?... tohiny
novalian'i ds ny 24/04/2008 16:25
ari.malala ( 09/04/2008 11:44)
Miarahaba, Ahoana kay ny fandehan'ny fahataperan'ny contrat CDI?... tohiny
novalian'i xxx ny 01/07/2008 20:01
endrika01 ( 06/04/2008 13:16)
manao ahoan a dôly ndray ny namana e, tsy izany fa manana olana kely ho'aho zah amin'le tompon-tranonay. tsy dia tiako loatra ny endrikin'ny trano na anaty na ivelany. ilaina fanamboarana ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 20:22
xxx ( 24/03/2008 21:32)
Misy vehivavy bevoka fa tsy hivady izy ny rainjanany. Ilay lehilahy no tsy te hanambady azy. Te hanambady olona hafa ilay vehivavy ary tian-dry zareo hosoratana hoe zanak'ilay lehilahy ho vadin'ilay v... tohiny
novalian'i Ralay ny 10/05/2008 06:48
bonaventure ( 24/03/2008 16:27)
Slt ny akama rehetra, mba afaka mannoro hevitra ho ahy ve nareo eh,zao e,izaho en instance de divorce ela be le izy,nefa efa ho telo taona izahay no tsy nniray trano intsony,h@ izao a nefa mbola tsy m... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/03/2008 12:00
ikaretsaka ( 23/03/2008 18:30)
Ahoana kay ny fika raha mitondra alika any M/kara? Misy fianakaviana vazaha namana voatery hiasa any M/kara: manana alika chiens de Race maromaro izay niara lehibe taminy ry zareo , (Bullm... tohiny
kelly13 ( 12/03/2008 15:02)
ho an'ireo zay mba mahitahita @ resaka lalàna tokou, marina v fa tsy mba majoré izany ny karama refa jours fériés na week end refa miasa @ hotely na restaurant? d inn fotsiny zany no mba tombony a... tohiny
novalian'i badboy ny 15/03/2008 11:26
badboy ( 19/02/2008 10:40)
Raha ny tantara no jerena dia hita fa "loi réctificative" no nametrahana ny fanendrena ny filohampokotany eo anivon'ny "préfet de police", izay teo ampelatanan'ny maire taloha. Ny tena mahagaga dia ... tohiny
novalian'i badboy ny 20/02/2008 11:03
badboy ( 16/02/2008 11:47)
Mety ho tanteraka sy ho tsara ve? Dia inona no mety ho tombotsoa azo avy aminy?... tohiny
novalian'i tslem ny 16/02/2008 18:47
ikaretsaka ( 14/02/2008 16:10)
Ahoana tokoa mo ny lalana momban'ny cas hoe raha manana biby (animaux domestiques ianao) ohatra hoe: alika, saka, vorona (boloky, canari) sns... ka entina mivoaka sy miditra firenena anankiray? ka... tohiny
megabass ( 04/02/2008 13:49)
Aorianan'ny francisation d'un nom ve dia afaka tehirizina ny anarana gasy rehefa any madagasikara ?... tohiny
novalian'i penina ny 18/02/2008 18:13
endrika01 ( 28/01/2008 11:36)
Mba te hahafantatra ,mikasika ny \"TESTAMENT\"ny tenako.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:31
xxx ( 22/01/2008 19:26)
Salama daôly !!! Raha misy olo niara-nipetraka ka niteraka izy d aorin'io vô nanao mariazy, anefa efa nanan-javatra toy tany, trano sns... talohan'io mariazy ry zareo anefa ny iray t@reo no nitond... tohiny
novalian'i tashaa ny 13/02/2008 16:43
badboy ( 21/01/2008 16:54)
Otran'ny tsy mbola nahita signature-na contrat de travail mihintsy za tany dago!! Misy ve io ary misy lalàna miaro ny mpiasa ve???... tohiny
novalian'i badboy ny 21/02/2008 15:11
tashaa ( 19/01/2008 14:16)
Mba mangataka vaovao mikasika ny fivoaran'ny "droit médical malagasy "? Misy raharaha nanaitra vao avy voatsara ve tany Madagasikara tato ato na tao anatin'ny 2 na 3 taona? , na an-dalana hotsarain... tohiny
novalian'i trazafia ny 23/06/2008 15:07
ds ( 15/01/2008 21:08)
Notsinjaraina ao anatina antoko 5 misy sokajy 12 ny mpiasa malagasy. Ao anatin'ireo, dia mety misy ambaratonga (échelon). [b]1) M1 - M2 / 1A - 1B / OS1[/b] Mpiasa tsy manana fahaizana manokana... tohiny
tontavao ( 09/01/2008 18:38)
INONA MARINA MOA NO STATUT MIFEHY ITY BIANCO ITY fa toa afaka manao Enquetes sy investigations samihafa izy. OPJ koa angaha izy ireo sa police manana statut manokana sa inspecteur d'état sa ahoana no... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/01/2008 13:12
xxx ( 27/12/2007 08:27)
Hono hoa, rehefa manao demission ve tsy maintsy tenenina ny antony ialana amin'ilay orinasa? Efa nisy namana nanontaniako momba ny droit de préavis iany, fa ny ato aminay zany otran'ny tsy mahalala f... tohiny
novalian'i HESHA ny 04/01/2008 09:41
Yfaralahy ( 21/12/2007 15:46)
ahoana ihany kay ny momba ilay projet de loi sur la consommation? (lalàna natao mba hiarovana ny mpanjifa izy io ankoatra ireo lalàna miresaka ny contrôle des normes sy ny fahazoana mivarotra zavat... tohiny
novalian'i badboy ny 21/01/2008 16:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1293