MIKASIKA INDRINDRA NY \"TESTAMENT\"

1. endrika01 ( 28/01/2008 11:36)
Mba te hahafantatra ,mikasika ny \"TESTAMENT\"ny tenako.
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:31
2. Vitsikakely ( 29/01/2008 03:58)
Testament inm moa izay,momba ny baiboly!Misy testament vaovao,misy ny testament taloha!
3. Vitsikakely ( 29/01/2008 12:12)
Tsy haiko ny manazava azy@teny malagasy. \\\"Testament\\\"c\\\'est un acte de disposition pour l\\\'avenir,c à d que du vivant du testateur(celui qui rédige le testament) il n\\\'entraîne aucune dépossession.Famintinana fohy dia fohy io,fa raha ny momban\\\' testament @hatsipirihany de tsa mbô ho vitako ngalou kah,misy zao\\\"Testament OLOGRAPHE zaouu,Testament AUTHENTIQUE,HS kely lou fah ,disoka ny maso ,de tsa mbola vita fa de hitandroky misy an\\\'ity koaaa Testament MYSTIQUE ou SECRET\\\"ho hazavaiko androky,fa tsakotsakoy aloha ireo.
4. badboy ( 30/01/2008 16:49)
-"Testament olographe" tsy maintsy soratananan'ny mpampandova iraimanotolo (daté signé et ecrit entièrement par le testateur)
-"Testament authentique" tsy maintsy misy notera 2, na notera 1 miampy vavolombelona 2 (reçu par 2 notaire ou par un seul notaire en présence de 2 témoins)
-"Testament mystique" voasoratry ny olonkafa na ny mpampandova ary misy ny sonian'ny mpampandova, anaty valopy mihidy, ka refa voarain'ny notera dia tsy sokafany fa faritany anaty rezistra ilay valopy eo imaso'ny vavolombelona 2 (écrit par le testateur ou un tiers, signé par le testaeur, présenté scellé à un notaire qui dresse un acte de souscription en présence de 2 témoins)

Ny tena manakery sy matanjaka indrindra dia ilay "testament authentique". Ra misy testament voasoratra aty aoriana ka mazava tsara sy misy daty ary voasonia dia iny no manakery na dia efa navita "testament authentique" aza.
5. endrika01 ( 31/01/2008 10:16)
Lay \"Testament\"OLOGRAPHE;raha ny fahazoako azy zany dia(mialatsiny @lay teny vahiny fa izaho koa ndraindray tsy mahazo raha tsy ampifangaroana) [Est celui rédigé de la main du Testateur;pour qu\'il soit valable,donc il est obligé d\'écrits lui-même?
6. endrika01 ( 31/01/2008 10:41)
Momba ny vavolombelona\"témoins\"majeur ou mineur?
7. endrika01 ( 31/01/2008 10:58)
Ny vavolombelona ,io ve olon-tsotra?Lahy sa vavy no ilaina sa tsy manavaka?Na efa voaheloka aza ve le olona,dia tsy maninona ny andraisany anjara @io Testament io?(ka izy tsy maintsy hanao sonia)
8. badboy ( 31/01/2008 14:56)
Témoin obligé majeur, possédant tous ces droits civiques!
9. endrika01 ( 03/02/2008 11:39)
"Zany hoe olona mbola tsy voaheloka izany ?
dia ahoana no ahalalana fa efa nidoboka
i Rakoto na i Rasoa? tena be fanotaniana zah fa 'lay izy mou tiko mba hazava fa tena ilaina.:D
10. endrika01 ( 03/02/2008 11:44)
Araka ireo fomba voalaza tery ambony:

TESTAMENT AUTHENTIQUE

TESTAMENT MYSTIQUE na SECRET

TESTAMENT OLOGRAPHE


tsy maintsy atao 'zany izy 3 ireo sa ve ny iray ihany!
ianao nilaza fa le AUTHENTIQUE no manan-kery sy matanjaka indrindra,de ireo 2 etsy ambany zany
tsy dia tsara loatra?:D
11. badboy ( 03/02/2008 11:59)
Makanesa any @ "notaire" dia ataovy any ilay "testament" dia tsy mivaky loha tsony enao @ zay!!
Raha cours "droit des succession" no tadiavinao dia tsy maninona fa afaka manome fanazavana ny tenako!
12. endrika01 ( 03/02/2008 12:13)
badboy:

Makanesa any @ "notaire" dia ataovy any ilay "testament" dia tsy mivaky loha tsony enao @ zay!!
Raha cours "droit des succession" no tadiavinao dia tsy maninona fa afaka manome fanazavana ny tenako!



Ka 'zay mihintsy 'lay izy é,tonga de kopy ianao
tamin'iny.=D=D=D=D
13. badboy ( 03/02/2008 19:07)
Ka inona ary ny tinao ho fantatra?
14. endrika01 ( 05/02/2008 10:43)
Na le précision omen-dry zareo aza anié tsy mazava amiko mints é.Ohatra izao le we:\"en aucun cas un Testament ne peut être fait dans le même acte par 2 ou plusiers personnes.Ainsi par exp:deux époux ne peuvent écrire leurs dernieres volontés dans un seul Testament.Zany hoe \'chacun devra faire son testament?Ohatra:zahay mivady hanomé ny fanananay hoan\'i X sy Y de ny 1aminay ihany no manao io Testament io?
15. endrika01 ( 05/02/2008 10:54)
Mba tena tsy mazava amiko kounkou le atsoiny hoe:\"RESERVE\"
16. endrika01 ( 05/02/2008 10:55)
Mba tena tsy mazava amiko kounkou le atsoiny hoe:\"RESERVE\"
17. badboy ( 05/02/2008 18:35)
:lol::lol::lol:!! réserve represente 1/4 du patrimone du défunt et sont attribué aux héritiers réservataires!!
18. endrika01 ( 06/02/2008 12:05)
Io famintinana nomenao io angamba,no hitako tsotra sy mora tadidy.Satria misakonjy be zah raha ireto nomena ataoko tsianjery ireto no indray ho tadidina.(ialana tsiny le teny frantsay reh é)QUELLE EST LA PORTEÉ d\'un TESTAMENT?//avant même de rédiger votre Testament,sachez que certains héritiers on droit à un minimum légal appelé RESERVE.//la réserve est la fraction de sa succession dont une personne ne peut disposer au détriment de certains héritiers,dits \"HERITIERS RÉSERVATAIRES\"(lay voalazanao etsy ambony)cette réserve implique qu\'en présence de ces héritiers,vous ne pourrez disposer en faveur de quiconque que d\'une certaine partie de vos biens appeleé \"Quotite disponible\".
19. endrika01 ( 06/02/2008 12:22)
badboy:
:lol::lol::lol:!! réserve represente 1/4 du patrimone du défunt et sont attribué aux héritiers réservataires!!
//efa voafaritra @io\"héritiers réservataires\" io ihany koa \"zany no atao hoe :\"QUOTITE\"sa manana sehatra malalaka, hafa miits raha ny fahazahoako azy dia ireo mpandova ireo zany,fianakavian\'ilay manao testament?Fa tsy olon-kafa akory!
20. badboy ( 06/02/2008 12:41)
Fa inona le "formation" ataonao???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5738