MIKASIKA INDRINDRA NY \"TESTAMENT\"

21. endrika01 ( 06/02/2008 12:59)
\'lay izy tsy formation fa:bitsibitsihako angamba sao misy tsy mahaheno!Sssss\"fiofanana reh â!Zah kou rahateo mba liana,liana fivoarana!
22. badboy ( 06/02/2008 14:25)
Ka inona no ilanao "droit des successions" raha izany????
23. endrika01 ( 07/02/2008 13:48)
Ié,io ihany alou,fa raha betsaka loatra tsy hay pratika fa lasa atao tsianjery be fotsiny ihany!Io aza anié lava be miits é //mbola karohana dôly COUT D\'UN TESTAMENT,ireo 3 voalaza ery ambony angamba ireo!Inona no atao hoe:DESCENDANTS,ASCENDANTS ,mila hazavaina koa hoe le 2exception qui comporte la réserve des descendants.,hatr@ny LEGS UNIVERSEL.Pffff!!!
24. badboy ( 07/02/2008 18:12)
Ecole notariale anga no ataonao???
25. HESHA ( 08/02/2008 10:49)
mahaliana !!!!!
dia iza avy no azo lazaina hoe heritiers reservataires ?
26. badboy ( 08/02/2008 12:45)
reservataires : ascendant, descendant, conjoint depuis 2007 en france.
27. endrika01 ( 09/02/2008 18:51)
Les descendants hoy izy,de reo enfants ou petits-enfants venant par représentation>zaza mbola tantaraina ve?
28. Vitsikakely ( 10/02/2008 09:21)
zay njay vô hitô,efa apyn'i badboy ve aroky e,efa tsotsa ny explikasiô:roll:
29. badboy ( 10/02/2008 11:33)
Efa hainao lay izy!!!
30. endrika01 ( 11/02/2008 10:36)
Afaka manampy dôly é,fa aoka kosa mba ho serieux-se,i Vitsikakely kay tsy nisangy kah,everiko fa mananihany aza,i badboy koa tsy mananihany fa serieux.Kah,isaorako mialoha nareo!
31. tsiambaratelo ( 15/02/2008 20:33)
mmmmhhh !!!
32. endrika01 ( 16/02/2008 13:36)
Manaon ndray ary ô!Efa nomen\'i badboy ery ambony ny valin\'ny we\'iza no lazaina we\"héritiers réservataires\"(DESCENDANTS=enfants,ou petits enfants venant par représentation/ASCENDANTS=Parents,grands parents(paternel,maternel) miampy ny CONJOINTS .Hono wa ny an i Madagascar ihany koa ve efa niova?
33. endrika01 ( 21/02/2008 13:14)
Mitovy ihany ve ny atao we:TARIF DES DROITS DE SUCCESSION sy ny DONATION LIGNE DIRECTE?Ity faharoa ity koa tena misy lesoka tsy mazava amiko,raha mba misy hafaka ny hanazava raisina an-tanan-droa:\"ny légataire à ti
34. endrika01 ( 21/02/2008 13:37)
\"le légataire à titre universel doit demander la délivrance de son legs aux héritiers réservataires(ity lay faharoa mba tiako hazavaina,mialatsiny fa tsy ampy lay phrase tery ambony!):b
35. endrika01 ( 09/03/2008 09:38)
Tsy haiko we refa manoratra ahoana de misy io kisarisary io tsy haiko mihintsy faefa hatrery ambony ery io no hitako.tsy haiko we atao ahoana no manala io sary mitrangatranga lela io fa mandreraka be ny mijery azy.
36. endrika01 ( 06/04/2008 13:19)
misaotra an'i admin fa efa tsy hitako eo tsony e sary!
merci! :-*
37. endrika01 ( 06/04/2008 13:31)
mba misy namana afaka manampy ve azafady,saika mba hitady
ny dikan'ireto locutions latines an Droit francais reto za azafady!
misaotra mialoha an!


Abusus
A domino
Alieni juris
A nondomino
Bonorum separatio,
De jure
De plano,domunis litis,in jus,mbô saika ilaiko ny dikany amin teny vahiny na malagasy raha ohatra kah.
ny hhany mba fantatro vitsivitsy ihany,JUS=DROIT hi hi hi hi :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1905