Hoy ny lalàna

xxx ( 14/07/2007 13:19)
:arrow:salama daolo,marina fa arakin'ny droit a zao fotoana ramisy sipa manabady vazà ka misaraka dia tsy maintsy mody any dago ilay sipa fa tsy mahajo mijanona any frantsa itsony,sa tsy marina izany... tohiny
novalian'i xxx ny 12/08/2007 14:41
bazylou ( 07/07/2007 22:27)
an'izanyhoe , sady note administratif no decret no loi !!! mahatalanjona an!!:roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i bazylou ny 12/07/2007 00:58
cristy ( 04/07/2007 13:14)
Manahoana daholo tompoko, tonga dia ny tantara no ambarako. Izaho izany dia vhv 23 ans @ izao fotoana izao ary manana zandry 21 taona. Maty amperin'asa efa ho 12 ans ny ray amandreniko nifanao tel... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2008 09:16
xxx ( 26/06/2007 21:30)
mba mila hevitra o za zany manana namama vazah, vhv de tsy mety omen`ny mairie extrait d`acte de naissance hono izy saria we enfant de la DDASS, pere inconnu. Nanana raikely izy ary reconnu n`io... tohiny
ari.malala ( 24/05/2007 13:36)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra, Naika hanotany hoa za azafady hoe refa manao déménagement ve d manana droit na andro tsy iasana nefa tsy miala @ congé? dia firy andro ilay izy? Dia manatena v... tohiny
bonaventure ( 12/05/2007 14:57)
iza @ ireo kopia naterahana ireo no azoko hampiasaina satria raha ny tena izy dia teraka tany comore ny zanako nefa gaga aho ankehitriny fa sady manan kopia gasy tsy mitovy daty sy kopia frantsay tsy ... tohiny
ds ( 08/05/2007 13:05)
Tsy mbola voadika amin'ny teny gasy... La nationalité malgache est essentiellement une nationalité de filiation. Est Malgache : l’enfant légitime d’un père malgache (article 9-1°), l’e... tohiny
ari.malala ( 27/04/2007 12:56)
Ny olana dia izao, angaha ny fankanesana any @ dokotera mila recuperation? izaoilay tantara, isaky ny hoany @ dokotera aho dia ilàn'ilay assistante de direction vaniny foana hoe recupereo @ heure d'a... tohiny
bonaventure ( 15/04/2007 15:30)
Slt,inona rireto no tokony hataoko fa efa ho heritaona izao aho no tsy nahazo valina divorce,dia mba mety ve izany sa mety nesorin'ilay vadiko ny fangatahana ,ny avocatko tsy mamely sa ahoana hoy nare... tohiny
xxx ( 12/04/2007 16:33)
salama daolo,sao mba misy malala ny fomba fanaovana mutation ny trano lova na homologuena zany e,inona avy no hilaina ary vetivety vé,misaotra mialoa;-)... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2007 17:28
xxx ( 03/04/2007 18:14)
Miarahaba. Misy afaka milaza eto ny fomba arahina (procedure) raha hanova anarana eo anoloan'ny fitondram-panjakana Malagasy. Izany hoe ny nom de famille no afohezina. Ohatra: Randrialavanarana, so... tohiny
novalian'i agoago ny 13/05/2007 08:37
sitlo ( 24/03/2007 19:04)
raha manisy hira amin'ny blaogy ve dia mety ho enjehin'ny OMDA?... tohiny
novalian'i kelly13 ny 05/04/2007 06:16
salmo1 ( 16/03/2007 10:35)
izaho saika nanana anabavy kely 2años malgasy. Tsy nomeny fitsarana fa misy taratasy tsy mety... :oops::snif: ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2007 16:42
salmo1 ( 13/03/2007 09:22)
Karapanondro de vita. rehefa mitety an'ity [img]http://www.puntogal.org/web/images/stories/noticias/union_europea.gif[/img]... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2007 05:27
Fiffi ( 28/02/2007 18:28)
Hono hoa ry namana mahafantatra ny lalana any dago: -azo hatao ve ny hiditra ho mpifaninana amin'ny filatsahana depiote raha olona efa niditra am-ponja ? efa voaheloka ? zany hoe gaga hiany za... tohiny
rabaradaka ( 27/02/2007 13:31)
Manomboka eo amin'ny article 130 dia ny structures des provinces autonomes no resahina. Ny loza dia ity kay tsy tena fantatry Ravalo tsara izy ity... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2007 23:40
Vaika ( 03/02/2007 10:11)
Mba vonjeo ry zareo izay mba mahay lalàna eto Frantsa a ! Toy izao ilay tantara : Indray alahady maraina (tsena taty aminay) dia mba ni-stationner amoron-dàlana 'ty zaho fa maika loatra.:D Kay ity... tohiny
novalian'i cutie ny 04/06/2007 03:25
HESHA ( 02/02/2007 14:30)
Salama daholo dia tratry ny taona na dia somary tara aza izany !!!!! Eto Madagasikara zany zao efa miroborobo ny resaka immobilier ka mba saika hanontany aho hoe inona no lalana mifehy ny coproprie... tohiny
xxx ( 01/02/2007 10:14)
fa ireny avocat ireny ve tsy be vola be e ! nefa misy amin ' izy ireny toa mikepoka ny hofatanon ' ny sasany fotsiny , tsy mba hoe hofa trano ray na roa volana no tsy voaloha fa efa mahery ny tapa tao... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2007 05:47
kitjo ( 31/01/2007 12:55)
Sali dol Hono wa, hafiriana aorian'ny fahafatesana no fe-potoana tsy maintsy hanaovana famindrana anarana @mpandova? - fiarakodia - trano - tany sns Dia inona daholo koa ny tsara ho fantatra ... tohiny
novalian'i camilla15 ny 13/03/2015 00:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746