mba omeo sopapa ani é

1. bonaventure ( 15/04/2007 15:30)
Slt,inona rireto no tokony hataoko fa efa ho heritaona izao aho no tsy nahazo valina divorce,dia mba mety ve izany sa mety nesorin'ilay vadiko ny fangatahana ,ny avocatko tsy mamely sa ahoana hoy nareo
2. xxx ( 15/04/2007 16:40)
tokony tsy hisaraka zay nareo roa kou!
c simple:roll::roll::roll::idea::idea:
3. vale ( 15/04/2007 16:58)
miovà avocat ndray sode...:wink:
4. vale ( 15/04/2007 17:54)
na raha tsy izay de mametraha koa kou (raha tsy ty hiverina @ intsony), mety nosintomin'ilay vadinao zany ny fangahatana nataony .
5. frimousse ( 16/04/2007 11:04)
slt, tsotra, lazao fa tsy mahavita devoir conjugal intsony izy na ianao koa
6. Fiffi ( 16/04/2007 11:16)
heu....possible koh hoe be affaire karakaraina le avocat fa tsara hiany ny hametrahana ny fanontaniana aminy....
7. bonaventure ( 12/05/2007 14:44)
vale:

na raha tsy izay de mametraha koa kou (raha tsy ty hiverina @ intsony), mety nosintomin'ilay vadinao zany ny fangahatana nataony .


mitovy hevitra amiko ianao ,nefa manahy ihany aho sao di hitohy indray andro any very fotona fotsiny
8. karinah ( 12/05/2007 15:20)
:-D:-D dia aiza misaraka rah izany :?
9. bonaventure ( 19/05/2007 16:33)
karinah:

:-D:-D dia aiza misaraka rah izany :?


ka zaho anie tsy mangataka ny hisaraka fa izy e,en plus izy ary @ 12000km miala aty amiko,dia tsy hitako zay hatao ry akama
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.246