Hoy ny lalàna

petiterose ( 26/05/2006 04:50)
Manahoana daholo tompoko, Miala tsiny fa tsy mpikambana ato ny tenako fa mindrana ny compten'i petiterose aho, Soary no anarako ary misy zavatra mba tiako anontaniana azafady. Izaho dia tsy mbola m... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2006 22:00
romilino ( 16/05/2006 07:01)
aiza no hahitana ireo lalàna mikasika ny fananana ambanin'ny tany na ny code minier, ato amin'ny serasera ve misy hahitana ireny? raha tsia , aiza no hahitana azy. > Misaotra tompoko. ... tohiny
novalian'i romilino ny 03/06/2006 07:14
ainaheri ( 03/04/2006 08:06)
Io fandaharana io zay hafanain'ny Julien Courbet sy ny avocats zay manampy azy ao @ TF1,Ho an'zay ol manana olana eo @ fisolikiana sy ny fanararaotam-pahefana sy n y karazany!! D mba nanontany tena ... tohiny
novalian'i MCZ ny 20/07/2006 12:48
bonaventure ( 24/03/2006 08:40)
slt,inona aky no tokony hataoko satria netiny vadiko nitsoka ny zanako tsy fantatro hoe aiza ry zareo,ny adresse nipetrahany farany tany lareunion dia avy eo henoko hoe tany dago dia najavona,izany ho... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2006 04:32
survivant ( 11/03/2006 10:50)
mahavarina ny maheno io fitenenana io satria ny orin'asa vaventy maro eto @ nosy de victime ny hala botry ary matetika anefa de tsy de misy loatra ireo voasazy hany ka lasa fomba fanao izy ankehitriny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 13:11
voalohany ( 09/03/2006 13:51)
Mangataka ny hevitr'areo rehetra. Izao no zavamisy : - Misy zavavavy irany ataontsika hoe Law nanambady, ara-dalàna,lehilahy atao hoe Lord. Tsy niteraka io lehilahy io.Ka nitady fomba ahazoana zaza ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2006 21:36
xxx ( 27/02/2006 22:52)
[i]"la loi sur le blanchiment d’argent autorise le gel des comptes pour cause de mouvements de fonds suspects"[/i] rehefa maherin'ny ohatrinona izany? Henoko fa toa hoe adihadiana be hono izao rehef... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:04
rasah ( 24/02/2006 09:08)
nametraka fanontaniana maromaro ny raharahan'ny outreau tany frantsa iny, anisan'izany ny manodidina ny asan'ny mpitsara @ ankapobeany sy momba ny juge d'instruction na mpitsara mpanao famotorana indr... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 04:34
bonaventure ( 21/02/2006 16:30)
Mbola tsy afaka foana ve risoriso ao dago e,izaho aty andafy nody tany dago rafotsiko ka nila ny carte d'identiteko gaga aho fa nahavita izy nefa ankehitriny zavatra ratsy no nataony dia iza no ho vo... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 04:39
mpanakiana ( 18/02/2006 06:34)
Mba misy namako zay manana olana aratokantrano, izy mo miasa ao la reunion (zay no nitondrako an'lay hafatra fa dia tsorina fa tsy manana ttsy izy ao) Efa ho 4 taona latsaka zay no niasany tao,raha ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 04:37
rasah ( 13/02/2006 12:51)
dia ahoana indray ilay certificat foncier vaovao io, inona ny lalàna mifehy azy io? ny lanjany ve mitovy @ titre ihany sa?mba omeo ahy ny lalàna izay manana ... tohiny
novalian'i dadouda ny 10/09/2017 13:06
vivi ( 31/01/2006 13:33)
mba mila fanampiana @nareo za we , inona no mahasamy hafa ny divorce sy ny separation!, raha tsy sahy manao divorce v d hafaka manao separation tsotra , ary mahazo taratasy mporofo @ zany!... tohiny
novalian'i vivi ny 23/02/2006 17:59
xxx ( 23/01/2006 10:10)
Inona no hatao raha voahendrikendrika hoe nangalatra? Misy namako anakiray mantsy mitaraina fa voahendrikendrika nangalatra. Nahita annonce tamin'ny Gazety izy fa nisy ramatoa mipetraka any Arivonim... tohiny
novalian'i survivant ny 11/03/2006 10:58
ari.malala ( 19/01/2006 10:45)
Miarahaba indray e Momba ny congé de maternité indray no tiako anontaniana azafady. Raha namaky code de travail aho d 14 semaines no hitako tao ka 6 semaines avant DPA d 8 après, za nefa efa man... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2006 21:28
ari.malala ( 09/01/2006 07:19)
Iza ry zareo no afaka manome ahy ny code de travail Malagasy? na koa ny site web na ny adresse mail ny inspection de travail? Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 20:53
ari.malala ( 09/01/2006 05:54)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra Mba mila torohevitra azafady fa zao ny mahazo ahy, za bevok a4 volana, d tokony hikarakara fiche rose aho zany hikarakarana volanjaza, d efa nangataka permisson aho... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2006 21:52
scorpion ( 09/12/2005 13:21)
Manana tany any Itasy ny RR-ko.Olona roa samihafa no nividianana azy,lasa nidadasika be ilay tany ka hoy indray ilay tompony iray: Avereno ny taniko dia averiko ny volanareo. Tsy nety ny RR-ko.Tezitra... tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2006 20:50
menakely ( 28/09/2005 19:33)
Sao mba mahalala avocat na maitre gasy eto paris na banlieu re tompoko anareo fa tena mila torohevitra mafy mba tsy ho solafaka. Merci d' avance!... tohiny
jajaf401 ( 12/09/2005 18:48)
Raha ny toe-tsaina sy ny fandrosoana misy amizao aloha de efa tokony ho revisé-na ny sasan-tsasany amin'ny lalàna eto @ tany sy ny fanjakany eh! Ny violance ohatra tokony ho deliberé raha ohatra k... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2005 19:39
zefalah ( 05/08/2005 16:56)
fa inona reto mifampihinana reto e. refa ny ambany zany no manao affair kely de gajaina fa refa ny ambony dia tsy gajaina? zany ve de rariny? hoy ny lalana zay manao affair maizina dia ho tsaraina... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2005 22:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0482