Mbola tsy afaka foana ve risoriso ao dago e,izaho aty andafy nody tany dago rafotsiko ka nila ny carte d'identiteko gaga aho fa nahavita izy nefa ankehitriny zavatra ratsy no nataony dia iza no ho voa ankehitriny saingy hita be fa ny sonia aloha tsy ahy,ka inona no tokony hataoko satria dia diso daholo ny kopieanjanako zany hoe novainy ohatrany hoe teraka taty dago ny zanakay nefa teraka taty andafy ny daty naterahana ok
Raha tsy mahadiso angamba de mahita valiny am le fanontaniana za
ny valinteniko voalohany de na aty andafy ary misy kolikoly
ny faharoa de izao:
Aona moa ny fomba andavana kolikoly rehefa misy ny vononona hanome vola
Ny tiako lazaina de zao raha tena tsy tia kolikoly ianao de maninona no nanao
tsy manome tsiny a sao de mifanditra fa ny tiako lazaina de hoe tsy tokony ho gaga ianao ny rafotsinao nandeha tany ary anie mino aho fa zay no tanjony
ary zao koa ary anie:le kolikoly anie ndraindray mahavita zavatra e!(miraray soa hoa an'ny zanakao)