Hoy ny lalàna

booboo ( 19/07/2005 14:16)
Sao mba misy afaka manoro ny raha afaka atao, azafady, raha sendra manao an'io ny mpampiasa ?(propos racistes, manambany eo imason'ny mpiara-miasa rehetra, ...). Tsy izaho no voa fa olona akaiky ahy ... tohiny
novalian'i lilbon ny 06/08/2005 05:03
zefalah ( 11/07/2005 02:12)
hoy ny lalana hoe ze mangalatra dia gajaina. ka mipetraka ny fantanina? moa ve ry zalahy ao ambony ao tsy misy maita? satria mantsy ry zalahy ao mihinana ny volam-bahoka ka inona no antony mahato... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:34
ainaheri ( 08/07/2005 22:06)
Gaga sy talanjona ary nalahelo aho raha sendra nanao vacançe tany dago no nahita ireto olona mitandahatra @ menotte ho entina tsaraina any Anosy,angaha moa d tsy mba misy fiara anaterana azy ireny... tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:27
lilbon ( 07/07/2005 05:41)
mba nanitikitika ahy ihany ! ny fipetraky ny inspection du travail @fisondrotan-karaman'ny mpiasa tsy voaraky ny mpampiasa ao @orinasa sasany ! inona no article azo jerena izany ?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:18
xxx ( 06/07/2005 18:32)
saika mba hanontany hoe inona no mety ahazo aty @ tanana ra tratran'ny vadin'ilay olona miaraka ,mamono aloha tsy misy matahotra azy fa ny eo @ fanjakana ahoana ... tohiny
novalian'i deghany ny 20/09/2005 16:22
maditra ( 24/04/2005 22:19)
hihi, tsy tratra maditra an! F'ahoana ny eritreritrareo momba io. Firy taona izany ny olona eo anatrehan'ny lalana (Malagasy) vao afaka miaraka tsy misy olana amin'ny lalana? 18 ans? Dia ny cas hita... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:19
hery ( 11/04/2005 10:28)
Raha ny fahafantarako azy dia misy lalàna mikasika ny privacy sy ny diffamation publique any Dago... tsy haiko na hoe voatery mitory ilay olona voakasika vao misy ny fanenjehana. Hitako mantsy fa ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/06/2005 03:55
xxx ( 18/03/2005 11:00)
nisy 205 maitso mitondra ny laharana (xxx) no dépassé-nay teo ampahibe omaly 17mars teo anelanelan'ny t@ 5-6 ora hariva, kanjo noho ny voa dépassé-nay izy dia nanompa t@ klaxon, dia nanenjika anay... tohiny
novalian'i sheran555 ny 18/07/2005 14:51
spidherimanina ( 03/03/2005 10:19)
misaotra anareo izay afaka manoro lalana anay sahady.Toy izao ny cas momba ny fianakavianay : nitantana orinasa tany @ ambanivolon'i majunga ilay havanay atao hoe And ary ny vady aman-janany kosa et... tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:47
damaopa ( 15/12/2004 06:54)
Aza mijangajanga, aza mandainga, manajà ny Ray sy Reninao mba ho ela velona ianao... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2005 21:42
harrydiga ( 18/11/2004 17:29)
Afaka miaina ny homosexualité-ny ve ny lehilahy aty Dago. Mampalahelo mantsy ny zava-miseho voaresaky ny revue mpiseho isam-bolana iray izay milaza fa ny sexualitén\'ny mpiasa iray dia efa ampy hits... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2005 21:50
kally ( 10/11/2004 08:36)
Be dia be izao ny mivarotra tany atsy ,mivarotra tany aroa,mitady tany ho vidiana sns, izay mahay lalàna na manana trai-kefa,inona ry reto no tokony ho tandremana tsy ho voasoloky fa misy koa mantsy ... tohiny
novalian'i sheran555 ny 18/07/2005 14:58
fatsoraly ( 10/11/2004 02:18)
hono ho aho? Lany ihany ve ilay volavolan-dalana mamela malalaka ny fifohana rongony \"malefaka\" any Soisa? Tsy mandeha intsony angamba ny bankin-dry zareo dia mitady fidiram-bola hafa? hahaha... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 21:54
fijo ( 02/11/2004 23:46)
hivoaka izao ny lalana vaovao momba ny fisarahana,ka ny tena hitako fa tsara sy mifanaraka amin\'ny tena fiainana ao dia ny momba ny mpivady misaratoerana.taloha dia tsy maintsy miandry 6taona ianao v... tohiny
novalian'i sakakely ny 25/07/2005 10:14
zandrinifijo ( 21/10/2004 04:25)
raràna mafy ny manome kolikoly, azo atao ny manome cadeau... tohiny
novalian'i rurik ny 18/03/2005 14:47
fanja1 ( 15/10/2004 07:41)
Comment savoir si c’est légal ou non ? Sur Internet, vous avez le droit de télécharger des fichiers musicaux qui sont proposés par des sites légaux (sur abonnement ou paiement à l’unité) c... tohiny
novalian'i rurik ny 18/03/2005 14:52
maretikely ( 23/07/2004 17:33)
Manahoana daholo ianareo namana! Misy mba mahalala ve hoe ahoana avy ny atao raha hitondra volamena hivoaka avy eo Paris.Eo @ 100gr eo ho eo ilay izy dia mbola tsy voatefy fa poti-bolamena sy tapak... tohiny
novalian'i ramaso ny 12/11/2004 20:38
kitoza ( 15/07/2004 14:36)
mahita aho fa somary mitongilana ny lalàna eto madagascar misy mahatsapa izany ve sa za no diso hevitra?... tohiny
novalian'i rurik ny 18/03/2005 14:36
fijo ( 06/07/2004 23:37)
maro no diso hevitra indrindra fa ny vavy fa rehefa misy olana eo amin'ny mpiray diha dia tsy maintsy lasan'ny vavay ny zaza.io dia mazava tsara fa ny lalana dia milaza fa ny zaza dia tsy fananan'ny i... tohiny
novalian'i pitchou ny 15/08/2004 14:17
ds ( 22/06/2004 22:12)
Nandona fiara aho androany maraina. Somary nalama ny làlana ary efa antomotra be vao hitako ilay fiara nitsivalana nanapaka teo anoloako ka tsy tafajanoko ny fiarako. Zara raha nisy kiaka ny fiarako... tohiny
novalian'i booboo ny 08/07/2004 20:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0494