Hoy ny lalàna
xxx
(
20/01/2007 05:50)
^^akory dol,mba anonatany anareo aho sao misy toy izao toerako zao-enina mianadhy izahay ary nijara lova ,natao sous seing privé ary nadeha ampatokisana satria iray tam-po-ny telo mianadahy dia nivar...
suite
répondu par fijo le 01/02/2007 23:35
bazylou
(
27/12/2006 23:42)
momba ireo dossier sy figadrana nataon'ilay 8 ireo??? ...
suite
répondu par Fiffi le 20/01/2007 14:28
xxx
(
07/12/2006 22:06)
lalana vaovao henoko de ity ,@auto ecole reny dia maro be reo afrikana alain'ny prefecture ny permi -ndreo fa maro hono no mividy permi any afrika ka asa na ho anisany isika na ahoana na ahoana...
suite
répondu par Bakobako2 le 20/12/2006 19:12
xxx
(
28/11/2006 23:20)
Aleo zah hiafina anaty xxx, amin'izay tena neutre! lol
Fa misy mahafantatra ve ny critere angatahina ahafahana milatsaka depute any Madagasikara. Toa tsy voasoratra ao anaty constitution manko ilay i...
suite
répondu par fijo le 08/12/2006 22:37
kitjo
(
14/11/2006 18:21)
misy ifandraisany @ ilay resak adoption ao ambadika ao ty
http://www.lexpressmada.com
fait divers @ edition 3555 du `14Nov...
suite
répondu par cutie le 15/11/2006 22:22
mpanakiana
(
24/10/2006 13:24)
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana;
Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na...
suite
répondu par fijo le 10/11/2006 22:11
xxx
(
24/10/2006 13:02)
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana;
Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na...
suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 17:29
xxx
(
22/10/2006 10:46)
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana;
Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na...
suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 17:30
fiderana
(
02/10/2006 13:44)
Inona daholo moa ny droit ny tompotrano raha handroaka mpanofan-trano izy nefa ilay mpanofa trano mahaloa ara-dalana ny hofan-trano hatrizay?, dia toy izany koa ny an'ilay mpanofan-trano inona no fiar...
suite
répondu par fijo le 05/10/2006 21:28
soleil
(
18/09/2006 09:45)
Miarahaba antsika rehetra aho ary saika hanontany hoe ahoana hoy ny lalanan'ny asa raha ohatra ka misy olona iray mandritry ny congé-ny manao asa hafa ivelan'ny orinasa misy azy , azon'ny mpampiasa a...
suite
répondu par fiderana le 03/10/2006 09:29
lost
(
16/09/2006 18:13)
Tsy haiko na mety na aona fa otrany diso tafahoatra loatra angamba hoy aho ra izay no zavanisy tany(texas)Nisy Doc nandè t@ tele d hafa kely ny fampiharana lalàana any @ity toerana ity(Kanssas-city)...
suite
répondu par pissoa le 27/09/2006 13:16
booboo
(
12/09/2006 16:21)
Isaorana mialoha zay afaka manorotoro ny tena tokony ho fandehan-draha. Tsy mihatra amiko ilay olana fa fahitako sy fahenoko matetika ilay hoe miady lova :^).
Toy izao no mitranga ( any M/car no m...
suite
répondu par fijo le 13/09/2006 20:42
HESHA
(
30/08/2006 10:07)
Salama daholo.
Mba saika hanontany aho hoe inona no voalazan ny lalana mikasika ny fizaram-pananan'ny mpivady misaraka.
Inona avy ny procedure arahana.
Misaotra mialoha...
suite
répondu par lunahdemada le 21/09/2010 07:41
bonaventure
(
11/08/2006 14:20)
Hono hoa ry reto a, dia maharitra amantaona ve ny valiny divorce vao manomboka. izany hoe nisy aloha ilay fampodiana efa ho heritaona izay tsy fantatro intsony hoe aiza no tohiny,divorce francais io a...
suite
répondu par fijo le 28/09/2006 21:59
Herimiafina
(
09/08/2006 19:52)
Inona no tokony hatao amin'ireny CV-nao entin'nysasany hangalana marché etsy sy eroa ireny?
[u][b]Hazavaiko ny hevitro:[/b][/u]
-Maro fahiny ny ONG, Association, EURL mandefa antso hoe mitady olo...
suite
répondu par fijo le 12/09/2006 21:02
xxx
(
27/06/2006 13:11)
Nisy namako niara-nanao sonia bail hanofa trano izay ka dai niara-nisoratra tamin'ny contrat ny anaranay roalahy sy ny sonia ary ny an'ny tompontrano.
Maharitra 10 volana ny contrat kanefa dia nits...
suite
répondu par fijo le 12/09/2006 21:03
bonaventure
(
21/06/2006 11:40)
kozy mba henoko teny @ sisiny,fa hoe alefand-Ravalomanana mody daholo ireo gasy any andafy tsy manana fahazahoandalana mipetraka any ivelany marina ve izany...
suite
répondu par prime le 25/08/2006 13:24
ainaheri
(
03/06/2006 17:39)
misy tantara ity ka mba mila hevitra avy aty aminareo izy zay mahay lalàna manambady izy ary mananjanaka ka ny vady amnjanany any dago, izy aty
zay manaja ny tokantranony ary mandefa vola aradalan...
suite
répondu par fijo le 26/09/2006 22:15
andry44
(
31/05/2006 08:47)
Manao ahaona doly ôoo!
Mba mila fanzavana sy toro-lalana @fiakrakarana fangatahana franchise any Dago raha hitondra entana mody.
Inona avy ny fepetra tsy harahina??
Misaotra betsaka ry reto a!...
suite
répondu par fijo le 21/06/2006 20:01
soanja
(
27/05/2006 02:36)
Henoko tamin'ny voalohandohan'ny taona teo fa nahantona hono ny Fanangan-jaza any Madagascar. Lasa maty ve ny lalana tao sa mila fanovana dia miandry sa ahoana? satria rehefa namangy orphelinas aho di...
suite
répondu par fijo le 21/06/2006 19:56
