3membres du groupe Njava condamnés à 15 ans de travo forces

1. kitjo ( 14/11/2006 18:21)
misy ifandraisany @ ilay resak adoption ao ambadika ao ty

http://www.lexpressmada.com

fait divers @ edition 3555 du `14Nov
novalian'i cutie ny 15/11/2006 22:22
2. booboo ( 14/11/2006 19:56)
:? 8O8O8O
3. Fiffi ( 14/11/2006 20:56)
Reconnus coupables dans une affaire de trafic d'enfants, trois membres du groupe Njava sont condamnés à 15 ans de travaux forcés assortis d'un mandat d'arrêt.
4. booboo ( 14/11/2006 21:33)
marary be ny foko mieritreritra lé rad, lé zaza sy zay mety ao an-dohany hoe nosarahana t@ dada sy mamany sns...{:{:{:{:{
5. fijo ( 14/11/2006 21:53)
tena mila fiarovana iofa miha maro izao
6. malalatinasoa ( 15/11/2006 01:32)
Tara kely aho dia tsy nahatratra an'ilay izy tao @ l'express.
Sao dia misy afaka mamerina ny andininy tao kay azafady? messi 8)
7. cutie ( 15/11/2006 01:43)
le njava mpihira ve zany :roll::?:
8. booboo ( 15/11/2006 11:46)
Cutie > ié ! :{
9. kitjo ( 15/11/2006 17:19)
malala> jereo @archive akia
fait divers @ edition 3555 du `14Nov

tsy mety mivoka ilay article fa homepage iany!
vao omaly io..hay efa afakomaly @aty.hihi
10. fijo ( 15/11/2006 22:17)
tena le mpihira e,saingy eto izy nivalana
11. cutie ( 15/11/2006 22:22)
tsss mampa zany :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1839