MITADY AVOCAT na MAITRE

1. menakely ( 28/09/2005 19:33)
Sao mba mahalala avocat na maitre gasy eto paris na banlieu re tompoko anareo fa tena mila torohevitra mafy mba tsy ho solafaka.
Merci d' avance!
2. ds ( 04/10/2005 21:27)
Tsy ny mpisolovava ihany akory no afaka manoro hevitra...
Raha tena mitady ianao, dia Andriamatoa Razafy Andriamihaingo, Masoivoho ao Parisy anisany ary afaka manolotra adiresina mpisolovava gasy hafa.
Mahereza.

ds
3. menakely ( 05/10/2005 14:24)
salut,
merci fa efa nisy gasy nanome ahy adress;
veloma,gros bijous,menakely!
4. Herimiafina ( 05/10/2005 15:01)
Fa inn no ilan'i menakely maƮtra? Ngo de mba hainay vahana mantsy le olana e. Teneno ihany hifampidinihina fa tonga de mena solution varatraza be toi.8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867