lalana momban'ny Biby

1. ikaretsaka ( 14/02/2008 16:10)
Ahoana tokoa mo ny lalana momban'ny cas hoe raha manana biby (animaux domestiques ianao)
ohatra hoe: alika, saka, vorona (boloky, canari) sns... ka entina mivoaka sy miditra firenena anankiray? ka entinao manaraka anao ilay izy?
fia inona aby ny formalites fenoina kay ho an'izay efa nanao?
2. cutie ( 14/02/2008 23:19)
apetraka any @ vet mandritra ny 1 mois any @ le firenena handehanana :)
3. ikaretsaka ( 14/02/2008 23:46)
dia iza no miantoka ny kaliny any.. dia raha latsaky ny 1 mois no handehanana
4. cutie ( 15/02/2008 00:38)
mandoa vola i Ika koa ho sakafony any
tsy maintsy apetraka any foana refa mitondra biby mivoaka ivelany fa tsy haiko ndray raha latsaky ny 1 mois alou e.
Manin no mitondra biby raha latsaky ny 1 mois no handehanana?
5. zamanoro ( 15/02/2008 00:49)
cutie:

apetraka any @ vet mandritra ny 1 mois any @ le firenena handehanana :)

40 andro ry Cutie an, izany no mahatonga ny anarana hoe quarantaine.
Fa ika koa anie tokony manantona izay ambasadin'ny tany tiany andefasana ilay biby eh. Any tsy maintsy fepetra fenoina foana. Fa raha ho eto Mada aloha ry Ika dia mafimafy eh.
6. ikaretsaka ( 15/02/2008 00:51)
ko apetraka @ iza? sa ianao vonona hikarakara http://www.youtube.com/watch?v=LmYJs-VpI28&feature=related
7. cutie ( 15/02/2008 03:31)
Ika
za tsy mahavita mikarakara fa za koa aza mitady petsitter koa:-D
8. cutie ( 15/02/2008 03:44)
zama
ok:)
9. ikaretsaka ( 15/02/2008 04:16)
zamanoro:


apetraka any @ vet mandritra ny 1 mois any @ le firenena handehanana :)

40 andro ry Cutie an, izany no mahatonga ny anarana hoe quarantaine.
Fa ika koa anie tokony manantona izay ambasadin'ny tany tiany andefasana ilay biby eh. Any tsy maintsy fepetra fenoina foana. Fa raha ho eto Mada aloha ry Ika dia mafimafy eh.


zany ve zama.. fa ahoana? ka mada indrindra ary koa!
fa ahoana ny hoe mafimafy.. le biby anie manana ny taratasiny ara dalana sy manana ny veterinerany fa tsy hoe biby sauvage nohazaina e...


10. ikaretsaka ( 15/02/2008 04:17)
cutie... io nge zany Rover teneniko androky izany e.. old Rover
11. cutie ( 15/02/2008 13:38)
azafady fa tsy nojereko e :-D:oops:
12. endrika01 ( 16/02/2008 15:02)
Ary raha bibilava?Tao maurice aho t@zay de nisy mauricien sa indien iny nitondra bibilava teny @tendany,velona be zany a,miakatra tao @le avion teo ankilanay de mba lasa iany ny saiko we mba nahazo fahazoan-dal
13. endrika01 ( 16/02/2008 15:05)
Ary raha bibilava?Tao maurice aho t@zay de nisy mauricien sa indien iny nitondra bibilava teny @tendany,velona be zany a,miakatra tao @le avion teo ankilanay de mba lasa iany ny saiko we mba nahazo fahazoan-dalana ve le ranamana iny!
14. ikaretsaka ( 17/02/2008 13:25)
ko tsy nanontaniana ry endrika?
ny alika aloha fantatro hoe raha ngeza dia miditra ao ambany ao @ soute
15. endrika01 ( 17/02/2008 13:38)
ka tsy ho faty ao @ soute ao?aiza moa no fomba hanotaniako azy!zaho aza efa koditra beuh!na ny mijery lay hodiny marokoroko be iny au mon Dieu!eto aho ra-tongotro!!!:^):^):^)
16. ikaretsaka ( 17/02/2008 13:47)
misy espace manokana ho an'ny biby ao @ soute ka... mba misy clim sns fa tsy confort be ohatran'ny any ambony ...
17. kelly13 ( 17/02/2008 17:00)
endrika01>ra za no teo @ toerandry mba marina mafy za ra niakatra ny avion akory brrrrrrrr :{:{:{:{
18. ikaretsaka ( 17/02/2008 23:42)
io kosa samy manana ny atahorany ry kelly...raha resaka biby... mety misy matahotra bibilava misy matahotra alika misy matahotra lalitra.
fa izany akory tsy manakana ny fiakarako avion... fa teneniko kosa hoe aza eo akaikin'io aho no apetraka fa za matahotra an'iny raha entiny iny yyy
19. kelly13 ( 18/02/2008 17:38)
kefa oe ra za kou
20. ikaretsaka ( 21/02/2008 23:27)
kelly> aleo ihany totoka.. mbo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5876