Reny tôtô reny ndrindra aza no tena manaikitra kou,tsy ahoana ahoana eo tonga de noketohany ny fe ko,t@zay nanao gymn ny Bac de mba mikirosy any @terrain fanaovam-baolina zay!Mody fanina be le tôtô,mody nanao tazan-davitra, de za namafa tarehy t@serviette de sport ko iny !Tonga de noketohiny ny fehiko tao afara tao,tsy heno akory ny nihazakazahany!Bloum be le izy!Alika voloina be ngeza be,nozerako an le poids be iny ny karandohany!De nihodikodina fanipanina be teo,nodiovina sy nasiana alcool de tsy nikôzikôzy tany am-bovo naratra,ny dianifiny mbola tavela,isaky ny mividy mofopaté za talou de mamé an reny tôtô reny!De refa nokekerin tôtô hafa za de makahala an reny!
toto iray ve no ankahalana toto rehettra..
io le hoe i koto no manao ny ataony de ....
za impiry nokarakarain'ny toto fa mbola tia sy miompy toto ihany aho hatramin'izao ka:wink:
fa rehefa tsy toto-ko de amboariko kosa rehefa tratrako