Hoy ny lalàna

calain ( 12/09/2011 10:13)
Miarahaba e ! Tamin'ny 8 août maraina tamin'ny 8 sy fahefany teo ho eo, tao amin'ny digue, akaikin'ny score, nisy fiara nifanena tamiko, izaho nankany amin'ny ville, izy mizotra mankany Andranomen... tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 14:12
just1 ( 07/09/2011 21:08)
miarahaba daholo e! tena mila fanampina ny tenako ka torohy evitra : azo atao ve ny misintona pension alimentaire @bon de caisse nefa ny tribunal mbola tsy namoaka notification.raha tsia de inona n... tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 15:22
toky8 ( 07/09/2011 16:28)
Salama daholo tompoko ô, Izaho dia miasa amin'ny lafiny "droit" (toy ny conseiller juridique), no sady mbola mandalina ihany koa (izany hoe sady mianatra). Koa mba mangataka aminareo izay manana [b... tohiny
novalian'i jejema ny 19/03/2016 05:43
nofinofy ( 01/08/2011 06:38)
Toy izao ilay tantara: Nisy tovolahy 2 nahita vehivavy 2 (efa mananjanaka ny iray ampinonoany eny aminy fa mbola tanora(tsy fantatra ny taonany), ary ny iray dia tanora eo amin`ny 16 taona eo). Namp... tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 14:46
vonynive ( 22/03/2011 10:25)
miarahaba antsika; mila fanampiana aho sao mba misy afaka manome ahy ny tokony hatao - fikambanana mpanao asa soa manao fitadiavam-bola maharitra sy lehibe ary mivelatra ho fanohanana ny asa ka tsy... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 16:47
YDIFAS ( 15/12/2010 11:32)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
lunahdemada ( 21/09/2010 07:49)
aiza ho aiza kay ny toerana misy ny vady vita soratra raha toa ka maty ilay rangahy, ahoana ny fananana niaraha niary? manana zoky hafa reny aminay izahay ka mitaky ny anjara lovany izy voasoratra ao ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 20/01/2012 15:09
grasolo ( 11/09/2010 06:27)
Mila fanazavana ara-dalana, araky ny lalana, ny antony nahafaty an-dRaoul ny MPITIA NY TARIKA MAHALEO. Tokony homenareo ampahibemaso ny porofo rehetra, dokotera, polisy, vaditany. Tsy tokony hitsara ... tohiny
novalian'i sylvain ny 12/09/2010 22:23
bodonda ( 06/09/2010 08:06)
Manao ahoana daholo, Mba misy fanontaniana ity: azo raisina ho herisetra ara-tsaina ve ny fanabatibatiana ny mpiasa satria tsy maintsy ny volo (vehivavy) fa miloko kely? voararan'ny lalàn'ny asa ve ... tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 15:35
TEGEVE ( 23/06/2010 20:32)
Article 46 [i]Tout candidat aux fonctions de Président de la République doit étre de nationalité madagascarienne, jouir de ses droits civils et politiques, et avoir quarante cinq ans à la date de... tohiny
novalian'i Ratoa ny 31/12/2010 17:56
xxx ( 11/05/2010 11:13)
Teraka tany france aho talohan'ny indépendance , dia ,nody teto Madagascar dia mba nangataka taratasy vazaha rehefa lehibe ,dia tsy nahazo . Mbola te hi-insiste aho ankehitriny . Misaotra mi... tohiny
AndriambyII ( 03/05/2010 00:16)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
novalian'i bodonda ny 06/09/2010 08:09
xxx ( 31/03/2010 09:11)
Misa mahalala avocat mahay sady tsy de lafo ve eto ? avocat eto Tana no tadiaviko. Mrc d'avance ... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:41
xxx ( 27/12/2009 09:22)
Afaka atsangan'olona roa ve ny zaza iray? Toy izao no fandehany: maty ny rainy ary nanambady ny reniny avy eo dia natsangan'ilay vadiny io zaza io. Dia @ zao fotoana izao indray misy olona hafa (fia... tohiny
novalian'i rurik ny 10/12/2011 11:07
essera ( 07/12/2009 04:34)
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 15:47
xxx ( 11/11/2009 13:04)
sao misy malala kay ratoa fizarana ssp vita sonia tany a mairie ka tiana ho foanana,misaotra fa tena grave ka vonjeo*e... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:43
rakotoline ( 23/08/2009 10:21)
ratoa v misy mpivady hanao divorce nefa rangaha tsy manaiky dia mety vite iany vé,aty frantsa io,ary marina vé zay malala fa makany any notaire dia vita,ary ny momban'ny annulation dr mariage,ahoana... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:50
taxman ( 26/06/2009 08:18)
fa maninona hono reo zanak'i dada reo no tsy manangan-tsaina ngamba tsy manana nefa zaoi efsajavascript:emoticon(':evil:') mora be ny saina 2000ar dia efa mahazo :evil: ... tohiny
xxx ( 13/05/2009 14:45)
Ahoana kay ny lalanan'ny interim. Izany hoe nisy mpiasa niala nefa tsy nosoloina fa ny mpiasa tavela tao ihany no nampanaovina ny asany. Inona no zon'ilay interim? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 16:12
sohitika2008 ( 21/03/2009 17:59)
Momba ny fanonganam-panjakana?... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 18:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.052