MItady avocat mahay eto Tana

1. xxx ( 31/03/2010 09:11)
Misa mahalala avocat mahay sady tsy de lafo ve eto ? avocat eto Tana no tadiaviko.
Mrc d'avance
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:41
2. jesuisla ( 17/01/2012 17:41)
f angah misy avocat tsy mahay? Ecole inona no nivoahany? Manaiky izany v ny fanjakana? zaho aloha tsy mila avocat manazava sy manaporo ny marina misy rehetra. Fa raha hitady olona hanamarina zavatra diso sy tsy mety dia fitaka izany.
Nahona moa no mitady zavatra mora? sao d ny zavatra tsy ialana vola no tokony homena anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3215