miarahaba daholo

1. just1 ( 07/09/2011 21:08)
miarahaba daholo e! tena mila fanampina ny tenako ka torohy evitra :
azo atao ve ny misintona pension alimentaire @bon de caisse nefa ny tribunal mbola tsy namoaka notification.raha tsia de inona no tokony atao amin,zany.za fonctionaire.misaotra e!
novalian'i zonia ny 19/01/2012 15:22
2. zonia ( 19/01/2012 15:22)
Saro-balina tsy fanontaniana satria tsy mavaza. Ahaona ny nahazoanao bon de caisse? Notification inona no andrasanao eny @ fitsarana. Tsara raha manantona ny DAF toeram-piasanao taloha ianao.
OK Vloma
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.309