nividy trano aho de nisy mpanofa tao @ le trano novidiako, fa tsy nasiana bail na contrat fa mitaiza kely de hoe aleo alou izy mba hijanona fa mitaiza kely. Efa ho 2 taona izao.
Tonga anefa ny fotoana tsy maintsy handrohahako azy satria ilaiko ny trano de hoe tsy mandoa hofan-trano tsn hono izy mandra-pahitany satria anaty préavis, nefa ny taratasy aza tsy nataonay.
Mino aho fa tena tsy maintsy hiditra amin'ny raharaham-pihavanana ihany raha vao tsy nisy contrat. Satria izy afaka manao izay tiany, dia ianao koa... ny olana fotsiny dia ianao no mety ho voa bebe kokoa (trano simba, hipetrahany ela be tsisy hofantrano sns).
ny olana tsy ny trano simba, satria efa nopotehiny ihany le izy fa le izy tsy handoa hofan-trano fa zn hono ny lalàna
hery: