A

1. nygasysoafifameno ( 28/04/2013 23:01)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ho avy, raha tsy izao isika dia mitandrina. Efa VOAPOIZINA sahady indray ny FIFIDIANANA filoham-pirenena 2013 (53 taona izao 1960-2013)ka ilàna Haijery (vision) Haifanadiadiana mamohitra ireo POIZINA famotehana sy ireo OLANA IFOTONY ary ny VAHAOLANA matotra sy maharitra tsy azontsika zanany idivirana intsony ho ataontsika ho an'i Madagasikara...TONGAVA ary mamaky ny vaovao sady fanabeazana olom-pirenena, dia ampitapitao ilazo ireo havana, namana sy tapaka hijery ity blogue ity dia MIRARY SOA e www.madagascar-animtaion-culturelle.bloguespot.com
Mirary soa
Pr TAHINA
novalian'i faly5257 ny 11/06/2013 16:42
2. faly5257 ( 11/06/2013 16:42)
Hoy ny tenin'Andriamanitra hoe : handre ady sy filazana ady maro samy hafa ianareo kanefa aza matahotra fa tsy maintsy ho tonga izany fa tsy mbola tonga ny farany ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana ary firenena hitsangana hamely firenena ! ka tokony tsy hatao mahagaga intsony izany zavatra izany ! aoka tsy ho taitaitra satria tsy mantsy ho tonga izany rehetra izany.mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0809