separation de fait

1. xxx ( 09/11/2008 18:45)
zareo a,paps vaza zay mivady,nisara toerana na separation de fait,ratoa izy manao trosa any dia ahoana,tratra vé za,voalohany io_ahoana iany ko no hialana amin'ny trosa zay nataony tao anaty ny fanambadianay ratoa izy irery no naka trosa ambadika tany,merci et bye (l)
novalian'i Patti ny 03/12/2008 14:21
2. ssendra ( 09/11/2008 19:10)
Ny trosa aloha ny fahafatarako azy dia izay olona ni signé azy ihany no tratra e! ary eo amin'ny ilay cas hoe nisaraka vatana raha misy preuve tsara tsy ho tratra ....
FA MISY cas fatako izay maty ilay rangahy vadiny de teo vao kobo hoe nanao trosa ankiafina ilay rangahy tsy fantatri'lay sipa sady lay sipa koa otran'ny vendrana be izany aloha marokaine manambady vazaha....
DIA NONY maty lay rangahy voatery ilay sipa nandoha ny trosa navelanaly rangahy, naka avocat sns fa tsy tafa e!....fa io koa miakina tamilay contrat de mariage nosoniaviny angamba....
3. ssendra ( 09/11/2008 19:11)
RAHA IZAHO i xxx mandeha manotany avocat mitsy, tsy mandoha vola raha renseignement fotsiny sy 1er rdv :-P
4. Noue ( 09/11/2008 19:59)
ssendra:

Ny trosa aloha ny fahafatarako azy dia izay olona ni signé azy ihany no tratra e!
ié ! tena marina io aaaaa ! izay nanisy sonia iany no big bang eeee ! na dia mpivady aza zareo! fa rehefa manao credit ireny toa ilaina foana ny mpivady ???? sa ???

5. sakaizakely ( 09/11/2008 22:08)
Ny trosa aloha ny fahafatarako azy dia izay olona ni signé azy ihany no tratra e

non tsy marina io aaaaaaaaa

rehefa communauté de biens de tsy maintsy manefa satria efa nanao sonia hizara ny manta sy ny masaka taminy, zay no maha communauté azy

raha nisy contrat de mariage avec séparation des biens, il suffit de prouver la séparation (ttasy mikasika ny trano vaovao, factures...) fa de efa maka renseignement am avocat avy hatrany
6. kelly13 ( 10/11/2008 09:33)
:-D
7. ssendra ( 10/11/2008 12:24)
rehefa communauté de biens de tsy maintsy manefa satria efa nanao sonia hizara ny manta sy ny masaka taminy, zay no maha communauté azy
ka io no tiko lazaina

ary in no mampivanitika an'i kelly :°) :lol:
8. fahamarinana ( 12/11/2008 18:30)
:arrow: kelly aaaaaaa... ndeha matory amin'izay fa reraka eo!!!:-D (l)
9. kelly13 ( 28/11/2008 16:53)
le "aaa" mitandrevaka lava be no nampivanitika ahy, d za v ry reto à 10.30 du matin d alefan'i fahamarinana mande matory ono, :-D
10. fahamarinana ( 28/11/2008 17:47)
:arrow: :-D :-D ary mba gaga koa zà hoe fa naninona no nampadefa andry matory,efa mamon'ny sera angamba aaaaa. (l)
11. kelly13 ( 28/11/2008 18:59)
fahamarinana>mila manao desintoxication kely kou nga njy? hihihi
12. fijo ( 28/11/2008 21:57)
mizara ny trosa ao nareo izany fa tandremo
13. Ratoa ( 29/11/2008 10:25)
BJr
RAha tsy misy contrat de mariage aloha dia mizara daholo ê. Ary raha maty ny iray dia mandova ny trosa ny ankilany.
Makà porofo hoe mi-découche na nifindra monina ilay iry. Tsotra fotsiny: maka huissier de justice ianao. Mi-constater in-telo (3 fois à l'improviste) izy fa niandry an'ilay iry après minuit dia iny constat de huiisier i_ny no porofo.
Dia izay ianao vao afaka.
Amin'ny mpivady koa tsy misy halatra fa samy tompony ka raha amidina aza ny fanananao dia tsy afaka manaraka ianao. Raha misy contrat de mariage milaza "séparation des biens" dia izay ianao vao afaka manaraka sy tsy tompon'andraikitra @ izay ataony any.
Raha miteraka aman'olo-kafa koa ianao @ izao fotoana isarahanareo izao dia misoratra ho zanany ary mitondra ny anarany ny zaza.!
Mahereza
14. xxx ( 02/12/2008 17:18)
Ratoa:

misaotra anao fa tena tsy hita fa latsaka an-katerena fa mba nisy masoandro mihiratra na ny faherezana omanao aza,fa ho taterahina io situation io satria tsy kilalao matoa nanotany,misaotra e,tsy hita
:!: :!:
15. xxx ( 02/12/2008 17:41)
tohizako eto hoe izy efa lasa ka ra temoin vé Ratoa dia mety satria tampoka lay huissier dia tara,fa ny hanana sy namana vé mety ratsisy huissier milaza hoe tsy teo izy,misaotra Ratoa a, (l)
16. Patti ( 03/12/2008 14:21)
manao ahoana ny ato

Izao no izy : raha efa vita separation de corps ianareo ary efa nandalo non conciliation (eto france no resahiko) dia tsotra : raha misy dette ataonareo chacun any ambadika any dia tsy considéré iarahanareo mizàka satria n date ny non conciliation no mitondra ny effet fisarahanareo toerana (preuve , plus de vie en communauté).
Fantaro anefa fa vous vous devez encore la fidelité.

Contrairement à une idée reçue très commune, il ne s'agit pas du fait pour un couple de vivre séparé mais bien d'une procédure judiciaire particulière qui permet d'obtenir un jugement de séparation de corps.
La procédure de séparation de corps est identique à la procédure de divorce mais la décision finale ne prononce pas le divorce d'entre les époux. Les époux sont exonérés de l'obligations de vivre ensemble mais conservent les autres devoirs du mariage et notamment le devoir de secours et de fidélité.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5113