Assurance vie

1. LazaDaddy ( 16/07/2008 03:22)
Ny zanak'i maman'i manja manana assurance vie. Mahavariana anefa ilay izy satria tsy mi-assurer ny "vie"-ny akory :-D ... sady aleo lavitra mahita azy velon'aina toy izay mandray ny volan'ny "assurance" :).

Fa izao ny mba tsy aritro e, ireny "assurance" vie ireny tokoa ve tsy voatery ho olona iray ihany ny "beneficiaire" ?
novalian'i ni81 ny 16/07/2008 07:19
2. ni81 ( 16/07/2008 05:28)
Ny zanak'i maman'i manja manana assurance vie. Mahavariana anefa ilay izy satria tsy mi-assurer ny "vie"-ny akory ... sady aleo lavitra mahita azy velon'aina toy izay mandray ny volan'ny "assurance" .

Fa izao ny mba tsy aritro e, ireny "assurance" vie ireny tokoa ve tsy voatery ho olona iray ihany ny "beneficiaire" ?
Raha ny mba fahafantarako azy dia olona iray isaky ny assurance vie iray. Ka raha tianao ny hanome olona hafa ankoatra ilay efa voasoratra dia manokatra assurance vie ho an'azy indray ianao.
3. LazaDaddy ( 16/07/2008 05:51)
ni81> Azoko ka, fa samihafa amin'izay ilay fanontaniako. Ohatra hoe nandoavako assurance vie i Ravalo. Raha sanatria maty izy dia iza no mandray ilay "compensation" avy amin'ny "assurance"? Tsimaintsy olona iray ihany ve sa azo ovaina any @ notaire?
4. ni81 ( 16/07/2008 05:54)
ni81> Azoko ka, fa samihafa amin'izay ilay fanontaniako. Ohatra hoe nandoavako assurance vie i Ravalo. Raha sanatria maty izy dia iza no mandray ilay "compensation" avy amin'ny "assurance"? Tsimaintsy olona iray ihany ve sa azo ovaina any @ notaire?
Raha toa ka i Ravalo no nanaovanao assurance vie dia tokony ho nataonao hoe à défaut Radimy no mandray azy.
5. LazaDaddy ( 16/07/2008 06:05)
ka ilay hoe ravalo anie mifandray @ ilay hoe ni81 e. Ni_Valo_Ray. =))

Vazivazy zany fa ahoana tokoa?
6. aloalo ( 16/07/2008 06:07)
Fa izao ny mba tsy aritro e, ireny "assurance" vie ireny tokoa ve tsy voatery ho olona iray ihany ny "beneficiaire" ?

Tsy voatery oul iray ka, zay bénéficiaires tinao apetraka mety daholo
Raha sanatria maty izy dia iza no mandray ilay "compensation" avy amin'ny "assurance"? Tsimaintsy olona iray ihany ve sa azo ovaina any @ notaire?

Tsy misy idiran'ny notaire fa enao sy ny assureur nao ihany. Zay anatin'ny contrat n'ny assurance ihany no bénéficiaires, d miankina ny capital napetrakao koa ny raisiny.

Conseiller'ny assureur hoe aza lazaina an'iza n'iza ny oul ataonao ao, kanefa hitako hoe fetsy ireo, ka raha tsy nolazaina ny manodidina dia very ny vola ka tsy ry zareo assureur ihany v no mitaty azy ? Raha tsy hoe manao didimpanana enao dia lazainao ny notaire hoe ranona ny mandray ny assurance vie-ko.

Ny assurance décès no tokony atao koa, @ zay tsy misahirana ny velona @ razana lol
7. LazaDaddy ( 16/07/2008 06:15)
aloalo> misaotra. Raha ohatra izao nosoratako hoe izaho no beneficiaire tany am-boalohany. Niova hevitra anefa aho ka tiako atao hoe i Aloalo sy i Ni81, azo atao ve izay sa tsia?
8. ni81 ( 16/07/2008 06:19)
aloalo> misaotra. Raha ohatra izao nosoratako hoe izaho no beneficiaire tany am-boalohany. Niova hevitra anefa aho ka tiako atao hoe i Aloalo sy i Ni81, azo atao ve izay sa tsia?
Afaka miova araka izay tianao foana ianao kah!
9. ni81 ( 16/07/2008 06:25)
Conseiller'ny assureur hoe aza lazaina an'iza n'iza ny oul ataonao ao, kanefa hitako hoe fetsy ireo, ka raha tsy nolazaina ny manodidina dia very ny vola ka tsy ry zareo assureur ihany v no mitaty azy ? Raha tsy hoe manao didimpanana enao dia lazainao ny notaire hoe ranona ny mandray ny assurance vie-ko.
Tsy dia mitombina io lazainao io satria ny assureur mihitsy no mitady ny toerana misy ilay bénéficiaire (eto frantsa aloha no fantatro) ary efa nisy ny cas toa izany.
10. aloalo ( 16/07/2008 06:33)
Tsy dia mitombina io lazainao io satria ny assureur mihitsy no mitady ny toerana misy ilay bénéficiaire (eto frantsa aloha no fantatro) ary efa nisy ny cas toa izany.

Reportage t@ télé no nahitako zay mba tsy ampisy ny fitarihana famonona azona mahazo ny vola alohan'ny fotoana hono.

Fa zahay mivady alou dia niaraka nanao assurance vie dia fantatray fa zay tafajanona no mi bénéficier azy.
11. ni81 ( 16/07/2008 06:44)
Reportage t@ télé no nahitako zay mba tsy ampisy ny fitarihana famonona azona mahazo ny vola alohan'ny fotoana hono.

Fa zahay mivady alou dia niaraka nanao assurance vie dia fantatray fa zay tafajanona no mi bénéficier azy.
Tsy laviko akory ilay hoe: aza lazalazaina e! fa ny lazaiko hoe tsy mitombina dia ilay hoe
ka raha tsy nolazaina ny manodidina dia very ny vola ka tsy ry zareo assureur ihany v no mitaty azy
:)
12. aloalo ( 16/07/2008 07:12)
ni81> manana obligation ny assureur mitady ny bénéficiaires fa raha tsy hitany satria niova toerana na maty na sy hay mety misy mauvaise foi koa, dia ny contrats d'assurance vie non réclamés depuis plus de 30 ans par leurs bénéficiaires dia mande any @ fonds de réserve ny retraites. Mandritry io 30 ans io zany dia ampiasainy azony %.
13. ni81 ( 16/07/2008 07:19)

Sarotra be ihany ilay izy aloha e! Dia somary lazaina any @ notaire angamba izay zavatra natao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2124