clandestin gasy androany...

1. xxx ( 30/07/2007 06:53)
Henoko anikeo t@ vaovao vao maraina fa nisy gasy tratra izany clandestin , tonga tany france nefa efa t@ 2001 no tonga fa tsy misy taratasy nefa we: étudiant mianatra hotellerie, nahazo BTS
Dia ahoana izany izao ny hiafaran'io diplaomany io valable ve sa tsia?
Sa hoe: mety efa nahavita fianarana izy vao clandestin
Miala tsiny fa somary haingana be ilay vaovao dia tsy henoko tsara ny tena fandehany.

Dia voasazy ve io olona io izao rehefa tonga any dago sa ahoana? Inona ny sazy mety hiantra aminy.
novalian'i xxx ny 12/09/2007 21:09
2. xxx ( 30/07/2007 08:29)
tsy mba reko izany vaovao zany fa ny henoko dia misy gasy any @ banlieue pariziana any tratra t@ faux taratasy d niditra garde a vue etc... d t@ lakamisy teo ny fitsarana. naka avocat hono izy io, dia ny argument n'ilay avocat dia hoe "parfaitement integré" izy ka omeo 2è chance! mety hanaiky ve ny juge?
3. tywa68 ( 30/07/2007 09:02)
xxx : Tena vô androany no voalaza fa aterina avokoa ny tsy misy ttsy ary maika ho entitra noho ny taloha aza ny governemanta ankehitriny. Hisy fisavàna be etsy sy eroa ... Tsy misy hevitra fa mody raha vô tratra :?
4. Samoana ( 30/07/2007 10:19)
xxx:

...Dia voasazy ve io olona io izao rehefa tonga any dago sa ahoana? Inona ny sazy mety hiantra aminy.


Tsy misy sazy izany fa izy aza mba nianatra tsara fa sendra vintan-dratsy voasava e. Hatr@ izao aloha tsy mbola naheno sazy na hoe remboursement frais aza e ! Tsy hay aloha izay tena baiko ambadika ataon'i le sarkox amboadia mody mitafy hodi-janak'ondry iny e:evil:


5. Samoana ( 30/07/2007 10:26)
xxx:

tsy mba reko izany vaovao zany fa ny henoko dia misy gasy any @ banlieue pariziana any tratra t@ faux taratasy d niditra garde a vue etc... d t@ lakamisy teo ny fitsarana. naka avocat hono izy io, dia ny argument n'ilay avocat dia hoe "parfaitement integré" izy ka omeo 2è chance! mety hanaiky ve ny juge?


Eny @ fitsarana matetika arakaraky ny fahaizan'ny avocat no hileferan'ny mpitsara na tsia. Misy efa afera mahakely finoana ( toy io faux-papier io ohatra ) fa mbola hainy ihany ny miaro anao. Rehefa misy olana saro-bahana dia tsara hatrany ny maka avocat raha misy vola azo ampiasaina @ izany.
Courage daholo ho an'izay miady ady sarotra:-*


6. ds ( 30/07/2007 11:05)
Samoana:

(...)
Rehefa misy olana saro-bahana dia tsara hatrany ny maka avocat raha misy vola azo ampiasaina @ izany.

Raha tsy manam-bola andoavana mpisolovava, dia afaka mangataka mpisolovava maimaim-poana tendrin'ny fitsarana (avocat commis d'office).



7. xxx ( 02/08/2007 12:46)
fa le avocat commis d'office v d mety haharesy @ toe-javatra otran'izao? sa d oe "fomba²" fotsiny? lazaina hoe mba hanana chance, nefa fantatra anie ny aboutissement n'ilay tantara hoe mody ihany e
8. ds ( 04/08/2007 18:39)
Miankina amin'ny raharaha sy ny fahakingan'ny mpisolovava no handresana. Ny olana amin'ny "commis d'office" fotsiny, dia matetika ankamehana (urgence) no anendren'ny fitsarana azy ka tsy dia manam-potoana loatra izy indraindray hanadihadihana ny raharaha
9. hery ( 10/08/2007 09:53)
xxx> matetika tena sérieux ireny avocats commis d'office ireny kah. Miasa mantsy eo ny hambom-po. Izay aloha no nolazain'ilay avocat namako izay. Ny blem fotsiny arak'io nolazain'i ds io dia hoe kely loatra ny fotoana omena azy hanadihadiany ny raharaha. Kely loatra ny elements eo antanany... dia ohatran'ny hoe tsy mahomby foana izy.
10. Fiffi ( 10/08/2007 11:03)
"xxx":
, tonga tany france nefa efa t@ 2001 no tonga fa tsy misy taratasy nefa we: étudiant mianatra hotellerie, nahazo BTS
heu......hatram-zay ve izy tsy nanana paps ?
"xxx":
Dia ahoana izany izao ny hiafaran'io diplaomany io valable ve sa tsia?
valable foana ny diplaomany kah ! ny diplaoma tsy misy hidiran'fananana paps na tsia !
"xxx":
Dia voasazy ve io olona io izao rehefa tonga any dago sa ahoana? Inona ny sazy mety hiantra aminy.
non ! tsy voasazy zany izy....
"ds":
Raha tsy manam-bola andoavana mpisolovava, dia afaka mangataka mpisolovava maimaim-poana tendrin'ny fitsarana (avocat commis d'office).
io kalou de tena marina.....fa ny ahazahoana an'io njay de mbola miankina am fandehan'antony notazomana anao tany......
"xxx":
fa le avocat commis d'office v d mety haharesy @ toe-javatra otran'izao? sa d oe "fomba²" fotsiny? lazaina hoe mba hanana chance, nefa fantatra anie ny aboutissement n'ilay tantara hoe mody ihany e
heu.......nahoana izy no tsy handresy ? io lazain'ds io ftsn no tena olana....fa raha ohatra ve ka tsy nanao na inn na inn le olona fa de hoe nanala an'io exam io de afaka ...de nanohy ny inscription-ny tany am fianarana de nahazo ara-dalàna....tsy nanao delit na zavatra hafa....nahoana no tsy handresy le avocat ?
zany hoe ny tena olana am io de zao: ny olona omena avocat d'office ireny de zavatra tena goavana ny manjoa azy...fa tsy resaka paps...ny paps de mbola omena laps de temps ry zareo hi-régularizény ny paps-ny......fa raha manambola kosa aloha enao de mazava ho azy fa mety ho vita aingana hiany io...
"hery":
xxx> matetika tena sérieux ireny avocats commis d'office ireny kah. Miasa mantsy eo ny hambom-po.
tena sérieux ireny kah ! ny fahaizan'zareo manafaka ny client-ny koh no ahalalana azy....io lazain'Hery io hoe "ny hambom-po-ny en jeux"

saika hadinoko: ny fahazahoana ny avocat d'office raha ohatra ka manan-janaka ohatra le olona fa tsy mananbady an ! de tena zony no ahazahoana n'io satria izy kosa ve de ho sarahina am zanany ?
11. kelly13 ( 10/08/2007 17:41)
de tena zony no ahazahoana n'io satria izy kosa ve de ho sarahina am zanany ?

nefa tadidinareo le cas n'ilay vhv gasy nalefa nody dia ny zanany lasa any @ famille d'accueil?

raha atao ambangovangony zany ny resaka dia raha mahay be le avocat (mahay mi argumenter, mahay mi persuader ny juge) d reny sans papier reny mety ahazo papier iany?
12. Fiffi ( 10/08/2007 20:43)
kelly13:

nefa tadidinareo le cas n'ilay vhv gasy nalefa nody dia ny zanany lasa any @ famille d'accueil?
tandremo fa tsy cas mitovy ireo.....ny iray lasa tany belgique saika hanamboatra ny paps-ny de navelany tam voisine ny zanany fa tsy nohentiny niaraka taminy .......


13. kelly13 ( 10/08/2007 20:49)
ka efa sans papier iany nge zany ry fiffi izy matou hoe ho any belgique hanao ttsy, sa tsy zany?

azafady fa lasa gras le nosoratako fa quote no saika hanaovako azy :oops:

14. Fiffi ( 10/08/2007 20:54)
ié ! efa sans paps hiany fa.....ny famelana ny zaza any am voisine ....io tsy toleren'fanjakana mintss aty...sauf hoe niditra hopital le olona ?
15. xxx ( 12/08/2007 14:38)
lol be fiffi, ary ahoana izany izaho miasa dia mamela ny zanako @ voisine???? tsy afaka ny hanakarama azy declaré aho mantsy, mampiomehy ihany an!za koa nefa tsy misy ttsy fa miasa au noir dia ahoana? ny zanako teraka taty @ dép 78 dia ahoana?:idea:
16. betty ( 30/08/2007 14:44)
Tsy mitovy ny hoe mametraka zanaka @ voisine(efa ifanarahana io)sy ny abandon na tsy fitaizana zaza ara-dalana. (ny mindrana voisine hiandry zaza tsy midika oe tsy fikarakarana zaza).
17. fijo ( 11/09/2007 22:11)
raha tsy manana taratasy ka marary ,mety ahazoana taratasy ihany.izany hoe miankina amin'ny tsirairay io
18. xxx ( 12/09/2007 21:09)
xxx:

lol be fiffi, ary ahoana izany izaho miasa dia mamela ny zanako @ voisine???? tsy afaka ny hanakarama azy declaré aho mantsy, mampiomehy ihany an!za koa nefa tsy misy ttsy fa miasa au noir dia ahoana? ny zanako teraka taty @ dép 78 dia ahoana?:idea:

Raisin'ny DASS fotsiny ao ny zanakao fa omeo voisine sy ity olom-pantatra rehetra ity nefa tsy nounou agrée ilay voisine moa ianao tsy misy paps!! mba marina e! ity olona feno mitady zaza hatsangana...
Aza manaonao foana fa be ny olona no miandry an'io, lasa zanaka star any io fa hataovy anie e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1681