Tetikasa sy vinavina

bravo ( 23/04/2008 09:51)
Salama daôlo!Mba mila fanampiana aho fa manana tany 10ha afaka ambolena sy iompiana a nefa tsy manambola. de inona no ataoko? ... tohiny
novalian'i ydifas ny 02/11/2008 07:36
Xp ( 20/04/2008 15:16)
Ahoana no fanamboarana ny ranomainty e? Raha mba misy mahay re dia mba teneno na tsy mitovy amin'ny an'ny vazaha aza. Fa rehefa anoratana fotsiny, mba atorotoro ny olona rehefa misy manontany.... tohiny
novalian'i Xp ny 24/04/2008 05:18
xxx ( 20/04/2008 06:06)
:arrow: hono a zareo sao mba misy afaka milaza hoe tokony ohatr'inona ny vidin'ny tany tsy lavitra laotra any tananarive ny metatra ,ohatra tanimbary na tanimboly ,tsy hamoron-dalana a,misaotra zay m... tohiny
novalian'i colline ny 13/02/2009 09:41
azamanadino1 ( 18/04/2008 12:32)
miarahaba antsika gasy rehetra aho , manana projet aho ka de mba mangataka sosokevitra avy any aminareo rehetra. te hanokatra magasin ana grossite any dago za , ny tiko lazaina de grossiste na entana ... tohiny
novalian'i techl ny 03/05/2010 09:14
ragany ( 10/04/2008 11:21)
Efa mihomana hiataka ny renivohitra dia manangana fiompina akoho manatodilava sy kisoa . Olana be ity fanaovan'ny orinasa roa na telo ampihimamba ny famatsina zanak akoho ity . Ny lalana dia mamela n... tohiny
soanja ( 30/03/2008 15:41)
Hono hoy aho azafady sao mba misy mahalala ny tel na contact email na adiresy azo ifandraisana amin'ity [b]kaompania Bushproof[/b] ity ianareo azafady any Madagasikara? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 31/03/2008 20:11
manit ( 26/02/2008 09:00)
Bonjour tout le monde! Mampanao formation amin'ny izay rehetra mikasika ny informatique aho. Ilay izy dia société mahatanjaka be mihitsy moa ny tarif tsy lafo velively. Ny mpampianatra dia expérim... tohiny
philemon22 ( 16/02/2008 18:56)
Ahoana ny fomba hahazoana bourse à l'éxterieur na contrat enmploie formation. Mino aho fa hahazo valiny mahafa-po avy aminareo ry namana rehetra.... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 19/02/2008 20:05
hery ( 07/01/2008 09:35)
[b]Ny niandohan'ny tetikasa[/b] Teraka taorian'ny fahitana ny zava-mitranga ao Antananarivo ny tetikasa Telomiova: ny fahitana ireo fitaovana fifandraisana amin'ny aterineto izay natao hampiasaina ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 16/02/2008 16:50
bonbongasy ( 06/01/2008 21:24)
Mitady maika olona afaka hampindrana vola mitentina $30 000 (trente milles dollars US)na ny équivalent, hividianana fitaovana "SOKKIA GSR2700ISX" hanatanterahana asa efa en cours. Ny vola dia averin... tohiny
lebatoto ( 30/12/2007 10:36)
saika mba anontany vidy ny materiaux samihafa momba ny fanamboarana trano,ao dago? ... tohiny
novalian'i Bafota ny 30/12/2007 13:59
mahatafa ( 27/11/2007 11:17)
MITADY OLONA AFAKA HANORO HEVITRA MOMBA NY FANAMBOARANA EOLIENNE VITA GASY NA BRICOLAGE ZA KA TOY IZAO NO MOBA AZY Caractéristiques techniques : - Diamètre: 1,15 m - Vitesse de vent au démarra... tohiny
novalian'i Bafota ny 30/12/2007 14:01
lohabe ( 23/11/2007 21:22)
Manao ahoana daholo, Ohatrinona any kay ny karaman'ny mpampianatra iray? Ohatra ny tia hanangana na hividy sekoly mantsy aho.... tohiny
novalian'i pifa ny 07/12/2007 16:44
fhparade ( 23/11/2007 13:54)
Misy asa tena mora hanaovana economie tsara ho anao tanora lahy na vavy ka manana taratasy azo declaréna. Ilaina alohan'ny 20 decembre izao ny valinteny ho anao izay liana. Marihina fa asa tsy ilan... tohiny
novalian'i fhparade ny 13/11/2008 22:39
bonbongasy ( 15/11/2007 19:08)
toa tsy ahitana namana firy izany eto @ dinika tetikasa sy vinavina e! asa inona no antony? Tsy misy maha pinamana ve ny milieu professionnel sa isika namana no mbola variana any @ zavatra hafa? Eri... tohiny
rherym ( 26/10/2007 15:29)
Salut dôly ry mpiserasera rehetra. Hitantsika amin'izao fa mivelatra be ny sehatra informatika eto am tanana . Ny olon-drehetra mifikitra amin'ny windows nefa pirate daholo ny ankamaroany ka andao... tohiny
khoto ( 26/10/2007 01:00)
Bonjour daholo ; Misy [u]mpanodina[/u]na [u]manamboatra[/u] (artisanale na industruel) [b]fibre de carbone ve eto Mada[/b] @izao?Mba omeo adresy sy coordonnées (tél sy email)sy ny zavatra ataony (o... tohiny
novalian'i rrand ny 14/11/2007 15:46
jedyxepu ( 17/09/2007 21:18)
mba mitady maika mpikarama hitaiza zaza 16 mois ato an-trano sady manatitra sy mitsena ny zokiny 3 ans any an-tsekoly prix 15 euros par jour eto Noisy le grand.Raha misy liana de antsoy ity 0631571642... tohiny
novalian'i tsihaiko ny 10/03/2010 20:22
snathi ( 06/08/2007 16:23)
izaho dia manana tetikasa maro...maniry aho mantsy ny mba anao asa soa eto antanindrazana;eny fa na ny manodidina ahy aza.noho izany dia nihezaka aho ny mba nitady lalana...nandalo teny @ banque aho;h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/10/2007 18:52
zanita ( 24/07/2007 15:46)
Mba mitady stage any andafy ry reto na la réunion fotsiny na zay pays francophone sy germanophone @ domaine hotellerie ny toerana afaka mampanao stage mitsy no tena tadiaviko raha tsy zany zahay tsy ... tohiny
novalian'i RyAnona ny 03/09/2007 08:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0481