Tetikasa sy vinavina

hery ( 02/12/2003 18:50)
Manahoana daholo ny namana. Tatitra avy tamin'i djiul momba ny fihaonan'ny namana tany Ambohijatovo. Rehefa tonga ny sary dia ho hitanareo @ internet ity tatitra ity. Misaotra an'izay rehetra... tohiny
novalian'i fafah ny 17/12/2003 18:14
hery ( 29/10/2003 20:32)
Araka ny hevitra nitranga avy tamin'ny namana vitsivitsy sy nandeha tamin'ny Forum teto dia nisy fihaonan'ny namana vitsivitsy teo Soarano Antananarivo tamin'ny asabotsy 25 oktobra 2003. Niniana tsy n... tohiny
rfanjav ( 27/10/2003 14:02)
Tanteraka soa aman-tsara ny fihaonana t@ sabotsy 25/10, Tapaka tao ary fa hisy fihaonana indray ny 29/11 ho avy izao eny Ambohijatovo, ka manantena fa ho avy daholo isika @ io! Isaorana ny efa... tohiny
novalian'i rafily ny 20/11/2003 10:31
rfanjav ( 10/10/2003 12:59)
Manao ahoana, Raha hanomana fiarahana mitsangantsangana (excursion) @ ity taona ity, mazoto ve ianareo?... tohiny
hery ( 03/09/2003 10:14)
Manana Projet (Projet Namana 2004) izahay amin'ny volana Aogositra 2004. Mbola vao vinavina ilay izy fa izay manana hevitra dia afaka mamosaka izany eto amin'ity forum ity. Ka toa izao ary no eritrere... tohiny
novalian'i iriniaina ny 25/11/2004 11:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1294