Tetikasa sy vinavina

quartermoon ( 06/10/2006 14:09)
bonjour! sao d mba misy mazoto hanao formation ao am croix rouge hiaraka amiko ahazoana C.S.S na Certificat Secourisme et Sauvetage? Tsy izany mantsy fa mila olona eo am 5 eo izy vao afaka mampanao fo... tohiny
novalian'i kitjo ny 16/11/2006 15:13
xxx ( 25/09/2006 18:45)
Tsy haiko na ato alou no tokony hanoratra ity fa zao ry reto a:Manana namana akaiky izay aho tena tsy mahita asa mitsy hatramzao satria izy tsy manana bacc fa niveau terminal d tena mijaly be mihitsy.... tohiny
fudji ( 16/09/2006 05:10)
Bjr agoana ny hevitrao mikasika ny SGS eto Mada ... tohiny
novalian'i fens ny 25/09/2006 18:23
soanja ( 07/09/2006 05:31)
Mba faniriako koa ny ahita Rose na Orchid garden mahafinaritra be isan-karazany ao Tana na any amin'ny Provinces hafa zany hoe feno Orchidees isan-tsokajiny dia afaka milalao ao ny ankizy sady maka ri... tohiny
novalian'i soanja ny 07/09/2006 19:43
soanja ( 05/09/2006 11:13)
Hono hoy aho, mba efa misy ve vinavinan'asa ho fananganana Aquarium ngezabe tahak'izay ao Antananarivo fa mba te hanampy aho. Tsy izany mantsy fa hitako hoe betsaka ny zaza tsy mba mahita izany atao ... tohiny
novalian'i soanja ny 08/09/2006 00:15
fila ( 20/08/2006 12:31)
Bonjour Rehefa tena mandinika tsotsotra aho dia marobe @ izao fotoana izao ireo olona( (Ny tena mahafinaritra dia efa be ireo tanora) mba te hanana tany azy manokana, tsy lova fa mba novidiany manoka... tohiny
novalian'i Mutha ny 08/12/2010 08:37
zandikely ( 09/08/2006 18:47)
Waterproof rice gene identified Scientists say they have identified a gene that will allow rice plants to survive being completely submerged in water for up to two weeks. Most rice plants di... tohiny
novalian'i kitjo ny 22/08/2006 18:03
soanja ( 09/08/2006 03:25)
Mahavariana ahy fa tena vitsy be ny hevitra ato an? Tena tsy misy fika mihitsy ve?... tohiny
novalian'i dailynews ny 20/09/2006 23:57
fens ( 27/07/2006 08:45)
Mitady olona azo iarahana miasa amin'ny resaka ingenierie sociale (za le mitady asa amin'io an) Misaotra!... tohiny
novalian'i fens ny 03/09/2006 19:22
khoto ( 18/07/2006 17:35)
Salama daholo ny namana rehetra! Vacances izahay izao.Mba mùila torolanlana avy @ namana tsara sitrapo: aiza no mety misy asa azo hatao eto france sn manodidina (italie, allemagne) izay tsy dia ilan... tohiny
xxx ( 27/06/2006 14:10)
Hono ho aho, efa nisy nangataka famatsiambola hanaovana fikarohana amin'io IFS ve ianareo? http://www.ifs.se/ Mba hazavazavao heo raha efa mba nisy nanao azafady fa izaho koa te hanao an'io mant... tohiny
perfect ( 29/05/2006 07:55)
izay mba manana schemat electrique fananganana convertisseur 12/220v mahazaka 1000w mba hanaovana fa mampijaly ny courant any ambanivohitra e!mila fanampiana ô ... tohiny
novalian'i Komm ny 25/08/2006 14:12
perfect ( 29/05/2006 07:49)
mila fanampiana ry akama ny tenako @ fananganana budjet @ ankapobeny, izay mba manankevitra dia mba valio ny tenako fa misy ilako an'io,fananganana budjet dia izay rehetra tokony ho hita ao anatin'io ... tohiny
novalian'i Vaika ny 29/05/2006 11:21
ikalakintina ( 08/05/2006 20:45)
so reto nareo mba mahafantatra ong afaka mi parainé na manampy dispensaire privé atao any dago,indrindra mamatsy ara pitaovana sy fanafody mba ahamora ny vola alohany olona, mba valio ze mba manana ... tohiny
ratsida ( 31/03/2006 07:46)
betska ny tanora eto @ tanana. marina fa eo ny fahatanorana fa tena ilaina sahady ny mieritreritra hoe aiza no hahita vola rehefa vita ny bosy na ny sal@zany e. tsy ny ho foronina no tsy misy fa ny fi... tohiny
novalian'i soanja ny 17/04/2006 14:59
superthony ( 27/03/2006 07:29)
Je dispose d'un terrain environ 600 m2 au bord de la mer à Maintirano. Coin très intéressant à exploiter pour restaurant, salle de jeu, night club ou autres. Je recherche un partenaire sérieux po... tohiny
novalian'i serge ny 22/05/2006 20:44
nyzo ( 02/03/2006 11:07)
Izaho dia naharay e-mail tamin'ny herinandro lasa fa nahazo loka tamin'ny fisarihana iray izay natao tamin'ny 30 janvier 2006. Noheveriko ho sangisangy izy io tamin'ny voalohany nefa na izany aza dia ... tohiny
novalian'i betty ny 03/03/2006 10:22
nyeja ( 13/02/2006 13:50)
salama isika rehetra namorona tetik'asa vaovao ny tenako, fanabeazana ny zaza malagasy hahalala bebe kokoa an'i madagasikara, "question pour un champion malagasy "natao amin'ny fiteny malagasy sy ... tohiny
novalian'i chipoli ny 28/02/2006 13:36
LazaRandri ( 10/02/2006 23:52)
1) aiza ho aiza no mety ahitana ny "code des investissements" amin'ny aterineto? 2) marina tokoa ve fa efa lasa [b]3[/b] a [b]10 jours[/b] ([u]tsy misy corruption[/u]) izao dia vita ny creation de ... tohiny
zandrikely ( 08/02/2006 19:43)
inona zao no heverinareo fa mety zavatra mandeha any mada @ zao , za nihevitra hoe ra maka concession dia mamboly fary anaovana carburant toy ny any bresil , manao ahoana ... tohiny
novalian'i jackand ny 23/05/2006 11:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0474