Tetikasa sy vinavina
zanita
(
24/07/2007 15:46)
Mba mitady stage any andafy ry reto na la réunion fotsiny na zay pays francophone sy germanophone @ domaine hotellerie ny toerana afaka mampanao stage mitsy no tena tadiaviko raha tsy zany zahay tsy ...
suite
répondu par RyAnona le 03/09/2007 08:17
khoto
(
16/07/2007 11:24)
M. Hery a:
Mba miangavy raha azonareo hatao ny hanamarinana ho ahy ireto adresy ireto :
[b]REGISTRATION COMMITTEE(OFFICE 1)
Vaile Lucina 1454
Rome-Italy
E-mail : registrationitaly@yahoo.it
At...
suite
répondu par khoto le 17/07/2007 04:35
xxx
(
07/07/2007 12:10)
:}sali,dol,marina vé fa afaka mindrana vola mora foana eto dago amin'izao fotoana,fokotany,association sa birao special,misaotra zay mahalala ary haverina ao anatin'ny afiriana ka tsy bonne vé izany...
suite
répondu par ydifas le 02/11/2008 07:53
ianao
(
06/07/2007 14:40)
Eto Antananarivo
Dia aiza no mahay mamboatra. Mba hoe klipy miavaka fa tsy ilay mahazatra ireny fotsiny?
Misaotra...
suite
répondu par lemenakely le 16/01/2009 10:46
ikaretsaka
(
19/05/2007 15:47)
Mitady olona za-draharaha (any Madagasikara) amin'ny fanaovana "maquettes" trano sy zavatra mifandraika @ architecture.
Atao vita @ baoritra na hazo , ary mafy tsara sy azo bataina sy afindrafindra...
suite
répondu par sarobidy le 31/10/2007 10:24
rakaroka
(
17/05/2007 14:10)
Hono wa: sao mba misy mahafantatra "fomba" hanotofana tanimbary any Madagasikara? Tongan'ny fiara sy tsy lavitra ny renivohitra ilay toerana....
suite
répondu par andrylahy le 06/07/2007 07:26
tsiafoi1
(
03/04/2007 10:57)
Nandritra ny volana telo teo ho eo, dia nampianatra Soratra Masina an-taratasy maimaim-poana ny tenako, olona eo amin'ny 41 eo no manaraka izany tsy tapaka, ary efa ho tonga eo amin'ny tanjon'ny famar...
suite
répondu par andry44 le 07/06/2007 10:38
zandikely
(
25/03/2007 02:19)
Sao dia misy mahalala toerana mety azo hividianana plaque solaire, lanternes solaires, controleur de charge... izany hoe izay équipements ilaina rehefa manao installation plaque solaire no tadiaviko....
suite
répondu par tsimatimanota le 11/04/2007 11:36
bazylou
(
17/03/2007 23:28)
ho avy eto amin'ny serasera sa toa izao foana?????:lol:...
suite
répondu par hery le 18/03/2007 12:36
rurik
(
12/03/2007 10:23)
saika mba hitady fanapiana kely,
asa raha mba misy mahalala we tsena (Magasin) inona no mety ahitana le plastika fanenjanana kaskety reny .
Misaotra betsaka....
suite
répondu par rurik le 13/03/2007 16:34
grasolo
(
06/03/2007 08:27)
répondu par Fiffi le 11/03/2007 20:44
Tokinao
(
28/01/2007 22:19)
Mikasa ny hamoaka boky izaho sy ny mpiara-miasa amiko iray, ary efa eo an-dàlana ny fanatontosàna ny votoatin'io boky io. Vao sambany aminay anefa izany hamoaka boky izany ka betsaka ny zavatra mba ...
suite
répondu par ikaretsaka le 18/03/2007 14:31
soanja
(
03/01/2007 03:53)
Manao ahoana daholo o. Sao mba misy havanana amin'ireo ato azafady fa mitady an'ireo izahay. Manorata any amiko manokana.
Raha any Mada dia tena tsara fa mety koa ny avy ety ivelany. Raha any Mada di...
suite
répondu par soanja le 04/01/2007 04:01
lezozyabe
(
28/12/2006 01:38)
Salama dôly eh!
Mila fanampiana @ namana any dilam-bato fa sarotra ny mitady ny fitaovana hiasana eto an-tanindrazana! Ny ahy mantsy dia ny manamboatra sy mamaha olana (décodage) irony finday (gsm)...
suite
répondu par bazylou le 29/12/2006 21:14
xxx
(
17/12/2006 08:57)
Gasy ny tenako. Mitady olona manana tetikasa matotra any M/car izaho. Ifanarahana samy mahazo ampahany ny tombom-barotra. Afaka manome Tel sy e-mail ny tenako....
suite
répondu par vonicx le 21/12/2006 07:37
bazylou
(
09/12/2006 00:32)
Izao ry zareo a! efa ela aho no teto niresaka sy nandany minitra teto fa mba misy zavatra ity tiako proposena anareo!!
Ity resaka telethon ity dia tiako ampidirina any amintsika . Tsy hatao ho an'ny ...
suite
répondu par Rasiligaoma le 02/01/2007 15:55
bazylou
(
05/12/2006 22:36)
mba inona ny tetik'asa eto amin'ny serasera?? sa.......
suite
répondu par ikaretsaka le 10/12/2006 03:50
kitjo
(
16/11/2006 15:03)
Vitrines du Vakinankaratra
Bientôt tout au long de la RN 7
Dans quelques mois, la RN 7 entre Antsirabe -Antananarivo sera décorée par différentes vitrines ou “Vitrines du Vakinanka...
suite
répondu par ikaretsaka le 26/12/2006 05:53
akama2006
(
19/10/2006 13:19)
miarahaba!
hono aho !fijo sy ny namana mpisera eto,ahona ny fandehany fanaganan orin'asa any mada!eo anivony lalana ny charge tsy maintsy aloha etsetra,izay tokony ho fantatra rehetra e!pme mpanodina...
suite
répondu par Rasiligaoma le 02/01/2007 15:59
