Tetikasa sy vinavina

zaza1 ( 07/02/2006 15:55)
raha mandalo any France ka tsy mahita ny atao hoe (toerana) dia ohatran'ny tsy nandalo tany??? Mangataka ohatra... tohiny
novalian'i vale ny 13/02/2006 15:12
rrgmt ( 04/02/2006 13:26)
Midira amin'ity tranonkala ity : http://www.le-job-maison.net ... tohiny
zaza1 ( 03/02/2006 14:41)
manahoana, Raha ohatra mitady fanampiana @ namana sasany @ toerana sasany dia ahoana no atao? (oh: te hitsangatsangana any Paris ny tenako sy ny namako mitady trano mora, azo ipetrahana 3 andro ,... tohiny
novalian'i vale ny 13/02/2006 15:33
dxankoay ( 10/01/2006 12:04)
Salama daholo , Mba hevitra efa ela ihany izy 'ty no vinavina fa zay aho vao nanam-potoana .... jereo ny blog: http://www.ankoay.blogspot.com/ Dia dinidiniho , fa mahasoa antsika rehetra eto ... tohiny
novalian'i dxankoay ny 10/01/2006 14:58
Ralay ( 05/01/2006 12:30)
Araky ny vaovao hitako t@ gazety androany dia misy namantsika ato @ serasera nahavita fianarana ka interressant ho an'ny madagasikara ny zavatra nataony.Ity omeko eto ambany ity izany: Recherche S... tohiny
novalian'i romilino ny 15/05/2006 17:25
ndzar ( 16/11/2005 19:40)
mba mitady asa zay mahita efa 4mois za no teto paris manana express za raha mba mahita asa ho ahy ianareo fa tsy azo declarena za :?:?:?:wink:... tohiny
jentilisa ( 27/10/2005 09:08)
Ato angamba no azo ametrahana ity zavatra kasaiko atao ity. Somary manahirana nefa nataoko noho ny ilako azy maika tokoa. Nampanafatra boky tamin'ny alalan'ny Librairie Saint-paul aho tamin'ny vola... tohiny
Herimiafina ( 15/10/2005 02:51)
Saika hanontany ireo namana mahafantatra na efa nianatra tamin'ireny fianarana mitondra fiara-manidina madinika ireny. Resaka comparaison de coût (Bid comparison) no saika hataoko. Ohatrinona n... tohiny
rbnsl ( 08/08/2005 07:55)
Te-hahazo vola be tsy ampoizina ve ianao? Tsy vazivazy fa tena marina, miasa @ zay fotoana tianao ianao, tsy misy mibaikobaiko, kanefa dia hikararana ny vola ho azonao. Atolotro ho anao maimaimpoana n... tohiny
novalian'i ansouya ny 04/05/2016 20:07
hery ( 06/05/2005 18:30)
Noraisin'ny serasera.org miaraka amin'ny dotmg.net ny fitantanana indray ny wikipedia malagasy [url]http://mg.wikipedia.org[/url] Raha misy afaka manampy dia azonareo jerena io takelaka io. Ny w... tohiny
gailo ( 21/04/2005 17:41)
Hoan'i NANASY Mamangy amin'ny alalan'ny taratasy imailaka indray misaona amin'ny fandefasana hafatra fa tena tsisy tsiny ka . izaho koa tena te hifandray aminao ka mba ilazao misimisy koa ny momba a... tohiny
novalian'i majakely ny 21/04/2005 18:53
naritsimba ( 14/03/2005 11:26)
Ny [b]Fikambanana namana.serasera [/b]eto Antananarivo dia mikarakara "OPERATION SOUPE" mba ahafahana manamaivana ny namana tsirairay @ ireo hetsika rehetra izay ataontsika, sy karaintsika. Koa man... tohiny
xxx ( 21/01/2005 18:28)
Tsy nihetsika intsony ity lohahevitra ity satria lasa any amin\'ny - momba ny takelaka - fety sy fihaonana ny tetik\'asa sy vinavina hery :-)... tohiny
hery ( 24/02/2004 10:39)
Tanteraka soamantsara ny fifampiarahabana tratry ny taona niraisan'ny fikambanana namana ny 15/02/04 teo Ireto ny lisitry ny solonanarana voaray tamin'ny namana tonga tamin izany : lucienr, voahiran... tohiny
novalian'i kokoa ny 26/04/2004 11:40
hery ( 17/02/2004 10:00)
Efa nisy vitsivitsy ihany ny programa fihaonan'ny namana na tao Madagasikara na tany Andafy. Azo anaovana jery todika kely eto ve hahitana hoe inona no tokony hohatsaraina, inona no tokony mbola hatao... tohiny
novalian'i unik ny 16/06/2004 19:54
hery ( 07/01/2004 09:48)
Ny biraon'ny Fikambanana Namana avy amin'ny serasera.org dia faly mirary soa ho an'ny namana rehetra na avy eto an-toerana na avy any ivelany. Dia hitondra soa sy fahombiazana ho ... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 09:06
djiulambout ( 11/12/2003 13:38)
MIARAHABA NY REHETRA HITAKO OE TONGA NY FOTOANA IDIRANA @ LALINA E - Ny fanontaniana apetraka amin ny namana ato @ site namana.serasera.org izay te hiditra ho mpikambana namana 1- solonarana ... tohiny
novalian'i oully ny 20/04/2004 09:39
hery ( 11/12/2003 09:11)
Vokatry ny fivorian'ny birao tamin'ny alarobia 10/12/2003 farany teo Tapaka izany fa - Hisy koranan'ny namana ao Antananarivo ny alahady 28 desambra 2003 amin'ny 1 ora - Ny toerana dia ao amin... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 09:11
hery ( 04/12/2003 19:55)
Rehefa nivory izany ny birao omaly dia nisy sosokevitra iray goavana nipoitra tao. Dia ny hikarakarana lanonana goavana ho an'ny namana amin'ny 28 desambra 2003 izao. Mbola hisy fivoriana fanamasahan... tohiny
novalian'i rfanjav ny 11/12/2003 12:16
kitjo ( 03/12/2003 18:27)
Manaona daholo e, maninona raha mba asina fihaonana hafa anelanelan'ny krismasy sy taom-baovao (aza leo nareo fa zay ko mbo te hahita ;-) . Mbo mandalo any manko zay @zany sady mba mety betsaka ny nam... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0459