Tetikasa sy vinavina

lako ( 01/09/2009 06:17)
Mitady ireny machine manao sarona "pot yaourt allu, plastique" ireny raha mba misy mahalala. Misy vita vazà ny betsaka, misy vita Gasy fa samy tadidiaviko avokoa izy 2. Na misy mahita ny mpanamboatra... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/09/2009 07:43
rrubis ( 02/07/2009 18:32)
manao ahoana daolo mitady mpianatra mipetraka espagne mahalala tsara ny toerana misy azy indrindra ny tsena na marchés mila mifandray isika hanazavako azy bebe kokoa h.tiana@hotmail.fr... tohiny
LibrePenseur ( 04/06/2009 11:16)
Miarahaba, Ity misy hevitra ahazoana vola amin'ny internet ary mety amin-tsika malagasy ihany koa, [b]karamaina ianao hitsidika takelaka[/b], tsotra sy mora ary maimaimpoana ny fisoratana anarana a... tohiny
LibrePenseur ( 04/06/2009 10:55)
Miarahaba, Ity misy hevitra ahazoana vola amin'ny internet ary mety amin-tsika malagasy ihany koa, [b]karamaina ianao hitsidika takelaka[/b], tsotra sy mora ary maimaimpoana ny fisoratana anarana a... tohiny
LibrePenseur ( 04/06/2009 10:50)
Miarahaba, Ity misy hevitra ahazoana vola amin'ny internet ary mety amin-tsika malagasy ihany koa, [b]karamaina ianao hitsidika takelaka[/b], tsotra sy mora ary maimaimpoana ny fisoratana anarana a... tohiny
sarxxx ( 10/05/2009 14:22)
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara. Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr Manorata dia ho valiana sy omena info iana... tohiny
novalian'i shinning ny 25/09/2009 07:59
amejah ( 16/01/2009 07:16)
bjr! J'aimerai savoir si vous pouvez m'aider a trouver un peu de taf pour m'occuper. Je cherche un assitant de direction ou autre c pas grave. Alors ecrivez moi merci... tohiny
novalian'i Seeno ny 28/02/2010 09:29
amejah ( 04/12/2008 12:14)
Salut daoly! Efa mba nangataka fanampiana aminareo zay mba mahafantra ny fomba fidiriana IASA AO QMM Ambatovy moramanga raha tsy diso aho,momban'ny ilménite fa tena mila miasa ny tenako sady zava... tohiny
novalian'i anjaro ny 04/12/2008 13:58
amejah ( 02/12/2008 16:11)
Salut daoly nareo! Za mba mila fanampina amin'ny fidirina miasa @lé QMM momban'lay ilménite(oxyde minéral de fer et de titane) ny tenako ra mba afaka manoro lalana sy ny fomba idirana any ianare... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:17
Vargas ( 23/11/2008 20:00)
Miarahaba ... Sadaikatra ihanay ny ten manoratra ety nefa moa niangavian'olona dia manatateraka ny antsony.Ka indro ary.Misy namako foin'ny ankizy izahay mba niangavy tamiko hoe ahoana ny fomba atao ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 28/11/2008 11:25
quartermoon ( 17/11/2008 13:58)
bjr doly, za ry reto mitady cours d anglais parlé maika be nefa mba moramora ny seance.1 mois ny ftoana ianarako azy satria za haanao entretien ka ra mba afaka manampy ana nareo manome adresse _... tohiny
tidegrow ( 12/11/2008 13:48)
slt daolo Mba mila hevitra reto a! aona no avaly raha amaly izao question zao" parle moi de vous" ... tohiny
novalian'i tinoman ny 19/12/2008 16:56
xxx ( 08/11/2008 12:11)
akory zareo a,manana tany lehibé aho,vaky saina aho oe inona no voly hamokatra aingana ary mety ampisy vola,misy milaza fa ravin-tsara no mety,ilay tany an-tanety ka tsy azo atao vary,mba misy afaka... tohiny
nidoo ( 25/10/2008 09:14)
" Vivre la Nature " Location de VTT, parcours à la carte. Détente, Culture, Convivialité ... tohiny
mirana5 ( 12/10/2008 16:05)
Hitanareo ve ny antso avo hiasa any Ambatovy hitrandraka cobalt sy nickel? Jereo ao @ MADAPLUS ny début d'embauche @ 17 Octobre zao ao Paris sy ao Marseille hono é! MAHITA NY TANDRIFIN ' AZY ... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/10/2008 16:10
soanja ( 01/10/2008 04:19)
Mbarakaly, Misy namana eto ve afaka mampifandray ahy amin'ny mpamokatra na mpivarotra na manao asa mifandray amin'ny EO Ylang Ylang ao Nosy Be. Mpamokatra menaka coco ao Antalaha sy Sambava. Na m... tohiny
novalian'i TTiana ny 21/01/2009 19:24
gasyjean ( 10/09/2008 17:25)
Mba hono aho ry zareo,saika mba hanontany aho hoe; mba nanahoana ihany ny fandehan'ilay petrole ao Tsiminoro moa sa aiza izy izay? Toa tsy hita soritra eo amin'ny fiainana an-davan'andro akory na ami... tohiny
xxx ( 01/07/2008 10:41)
:^) miarahaba ny rehetra,manana trano aho ,mikamabana compteur ny mpanofa ao,miady foana zareo rehefa andoa ny jiro satria tsy mitovy ny fanpiasana jiro,ny sasany miasa tsy eo lava,ny loza aminy sami... tohiny
novalian'i Bita ny 02/08/2008 13:34
xxx ( 30/06/2008 11:44)
misy gasy manao manao travaux de renovation manao sous traitant @ societe batiment eto ile de france momba ny plomberie,electricité,peinture de decoration,papier peint,toile de verre,parquet flottan... tohiny
RTZA ( 31/05/2008 07:45)
Miarahaba antsika rehetra, Manana projet aho fa toy ny ankamaroantsika dia ny fonds no sakana, izao ary ny momba ahy Raimpianakaviana niteraka iray, Manana Garage na Land Rover aho efa nandritra ny t... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.048