Tetikasa sy vinavina

hery ( 28/02/2017 08:24)
Sao dia isika ato indray no tompon-trano mihono fa dia apetrako ato koa ity. Fanamarihana manokana: Tsy maty antoka aho na tsy atao aza io :-) Fa mahazo tombony koa nefa raha vita io. Jereo eto: htt... tohiny
novalian'i ihangy ny 08/05/2017 08:58
koirakoira ( 02/02/2017 22:41)
Miarahaba daholo, izaho mba mitady mafy olona mpanao asa tanana, ka miasa amin' ny oditra. Mpanao kiraro, sy poketra. Afaka manazava amun andinindininy aho ra ilaina. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2017 13:04
sicnarf ( 27/09/2016 17:46)
Salu daôl...iz kay nmba maita sekoly fianarana asa azafady!! eto tana iany ... tohiny
tranokwly ( 28/06/2016 06:50)
salama daholo, miala tsiny aloha ra toa ka tsy tokony tamn ty lohaevtr ity no nampidirako it. mijery ireo zaza gasy maro b mirenireny tsmis atao d las n saina ,ande mba hanokatra toerana iray hanabeaz... tohiny
tranokwly ( 23/06/2016 06:30)
manao ahoana daholo mikasa hanao trano izahay amin'in volana ambon in ,d mba t haka toro hevitr aminareo zay manankambara, ten ts mahay ny resak tao trano mints mants e ,mrihiko eto fef vit plan vit d... tohiny
novalian'i rlam ny 07/03/2017 20:34
angouz ( 21/06/2016 17:50)
Miarahaba anareo izay mamaky eto ! marina tokoa fa isika gasy dia fatra-pitady izay mahasoa izay tokoany na dia ny andrian'ilika aza mbola atrehina fona ka mba misy fanontaniana Moa ve dia tsy misy o... tohiny
novalian'i tranokwly ny 23/06/2016 06:40
angouz ( 02/06/2016 22:52)
Mba mandinika ihany za fa to tsy mba misy olona mihintsy ato @ ity lohahevitra ity hoe : andao ndray anangana orin'asa lehibe iray ny poniny serasera.org dia ho rava ny fahantrana eto gasikara hummm !... tohiny
novalian'i fredkwel ny 03/06/2016 04:33
immi ( 26/02/2016 19:23)
manahoana daolo o Mba mila torohevitra ry reto araka ny titra sao dia mba misy afaka manoro hevitra hoe inona no atao raha te hifindra monina any ivelany an. tsy voatery hoe tsy maintsy aiza fa refa m... tohiny
novalian'i thyna ny 08/03/2016 09:54
zemjos ( 12/11/2015 05:35)
Miarahaba ny rehetra mpiserasera ato. Mba saika hanontany anie azafady, fa izaho dia manana zezika azo avy amin'ny kankana, nefa tsy fantatro tsara hoe aiza moa no tena mpandray enGROS an'ireny zezik... tohiny
novalian'i soa.tiana ny 12/11/2015 08:12
Ndisa ( 11/11/2015 11:25)
salama! manana vinavina mba anao trano @ erintaona toy izao: mba anomanana ny vola sy izay mety ovita de mba mangataka @nareo 'zay mahay oe! ny dosage sy ny fatra lany @ resaka dalle sy fondation (cim... tohiny
rodialsonromain2 ( 17/09/2015 14:00)
Efa manana fiompiana akoho gasy tiana hatsaraina,tsy ampy vola e!sakafony,tranony,sans...,50 isa totalin'ny akoho,mila eo amin'ny 200000ar eo hanatsarana azy tsara, mba valio azafady izay vonona, misa... tohiny
novalian'i Ndisa ny 11/11/2015 11:27
HARENAKO ( 13/08/2015 11:44)
mba mila fanampiana kely raha misy mahita reny cheval du bois vita vazaha ireny tompoko!mialatsiny indrindra fa trsy aiko ny anarany!mino aho fa azonareo ny tiko tenenina!... tohiny
novalian'i HARENAKO ny 14/08/2015 05:58
Randria2014 ( 17/07/2015 14:38)
Sao dia mba misy manana tsaramaso fotsy fa misy mitady aman-taonina?... tohiny
novalian'i elien8 ny 13/11/2018 16:57
metso ( 27/04/2015 08:14)
Ts mbola tao anatin'ny sehatry ny hasa fa mba te haka torohevitra sy fanazavana an'ireo ao anatin'io sehata io na zay mba mahafantatra. ... tohiny
novalian'i HARENAKO ny 17/08/2015 08:30
hery ( 19/01/2015 08:53)
Salama daholo. Misy conférence izay dia tiako halefa mivantana amin'ny internet ilay izy saingy eritreretina hoe mba video camera 2 no ampiasaina. Manjary tsy maintsy hisy mixage izany... dia eo no o... tohiny
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 06:43)
Inona avy no zavatra ilaina raha te hanao cover-na hiran'olona na ireny ilay mamilana hira tahaka ny gothlieb sy tsetsatsetsa tsy aritra ireny ! Eo amin'ny lafiny taratasy ara-dalana no tadiaviko... tohiny
mpisotrtoaka ( 09/01/2015 04:56)
Inona no atao hoe projet ? Inona avy no atao raha manana vinavina resaka culturel na audiovisuel ?... tohiny
mpisotrtoaka ( 16/10/2014 09:52)
Mety misy afaka manoro ahy toeram-pianarana mofomamy ve !... tohiny
Ruz9 ( 10/10/2014 08:29)
Réussissons ensemble, pensez à cette [url=http://cyrius.unblog.fr/?p=290]proposition[/url]... tohiny
fali ( 21/08/2014 08:00)
Mba te handeh ho any foulpoint e ! nefa izao tena ao anatin'ny vacance tanteraka mety efa feno zao ny hotel, sao de mba misy mahalala olona tsotra mampanofa trano any ? misaotra @ valin-teny rehetra. ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0403